05/07/2026
Félicitations Miss st louis 2026 🎉🎉🎊💖💗
mañana charme naturel Sady manaitra 🥰Bravo amin'ny Ezaka natao fa tena tsara be 🫶🤝, nahafeno ireo public ihany koa, félicitations Tsory mister St louis 2026.🥰💖💗
Misaotra anareo Ray aman-dreny natoky ana 🥰 indrindra candidat ihany koa, na Teo aza fampianarana natao, ka Raha tsy nandray sy niezaka dia very maina fotsiny, kanefa tsy nataonareo ambany zavatra fa tena niezaka tokoa ka izaho ny vokany🎊🎊❤️❤️👑
Mankasitraka Masera ao amin'ny St louis Manakara tamin'ny fandraisana💗❤️
hisaorana ihany koa jurys fa tena milalao madio 💗❤️💖🫶💞.
Hoantsika Zay mila coaching personnel aza misalasala miditra mp na soraty amin'ny commentaire 💖❤️