Tanora FMMB 514

Tanora FMMB 514 🙏 Page chrétienne pour partager la Parole de Dieu, grandir dans la foi et vivre l’amour de Jésus au quotidien. ✨

" Mbola manana fiadanana ve ny olona misafidy ny lalana tery? II Korintiana 4: 8-10" Io no lohahevitry ny fampianarana e...
17/07/2026

" Mbola manana fiadanana ve ny olona misafidy ny lalana tery? II Korintiana 4: 8-10"
Io no lohahevitry ny fampianarana entin'i Zoky Solofo RAHARIFERA, mpanao fandaharana ao @ Radio Vaovao Mahasoa, @ sabotsy 18 jolay izao ao @ Oniversirty Ravelojaona Moramanga !

🙏🇲🇬 Miomana isika eto Moramanga amin'ny Androm-bavaka ho an'ny Firenena 🇲🇬🙏🤝 Hiara-hivavaka sy hiray fo amin'ireo Fikamb...
23/06/2026

🙏🇲🇬 Miomana isika eto Moramanga amin'ny Androm-bavaka ho an'ny Firenena 🇲🇬🙏
🤝 Hiara-hivavaka sy hiray fo amin'ireo Fikambanana Masina eto Moramanga isika:
Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy, GBPE, UGBM, FMMB

23/06/2026
Rehefa avy nijery ny Testamenta Taloha isika, dia hiroso amin'ny fandinihana ny Testamenta Vaovao indray izao.🤗 Ndao ary...
22/06/2026

Rehefa avy nijery ny Testamenta Taloha isika, dia hiroso amin'ny fandinihana ny Testamenta Vaovao indray izao.
🤗 Ndao ary eee!

🎬 🍿Manasa manokana ireo zandry Pré-Ado sy Ado rehetra hanatrika ny fijerena ny sarimihetsika OVERCOMER amin'ny  Alahady ...
19/06/2026

🎬 🍿Manasa manokana ireo zandry Pré-Ado sy Ado rehetra hanatrika ny fijerena ny sarimihetsika OVERCOMER amin'ny Alahady izao amin'ny 14h30 tsy diso an😊

18/06/2026

🌿📖 Lohahevitra hifampizarantsika amin'ny Biblika 📖🌿
"Ahoana no hananako fahadiovam-po amin'ny olona rehetra?"
📖 Romana 12:18 : "Raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin'ny olona rehetra."
📖 Matio 5:8 : "Sambatra ny madio am-po; fa izy no hahita an'Andriamanitra."
🗓️ Sabotsy izao 🕝 Amin'ny 2:30 tolakandro 📍 Oniversite Ravelojaona
✨ Tongava maro hiara-handinika ny Tenin'Andriamanitra sy hifampahery amin'ny finoana. 🙏💖
🧴🫧 Aorian'ny fotoana dia hisy atelier fanaovana ranon-tsavony. 👉 Samia mitondra tavoahangy hitondrana ny ranon-tsavony vita. ♻️🧴

Address

Moramanga
514

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora FMMB 514 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share