ANDRY Confection

ANDRY Confection Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ANDRY Confection, Apparel & Clothing, Moramanga.

Misaotra anareo nahatoky anay foana.. Faly izahay rehefa afa-po ianareo Satria ianareo no antom-pisinayMitohy hatrany ny...
01/07/2026

Misaotra anareo nahatoky anay foana..
Faly izahay rehefa afa-po ianareo
Satria ianareo no antom-pisinay
Mitohy hatrany ny fandraisana commande
034 85 753 35 / 038 77 406 50

25/05/2026

Les sept principes de la vie 👇👇👇👇👇👇👇

IZANY INDRAY NY CHEMISE HOMME 🔥Ilay chemise tena maha-bogosy an-dramosé 😎👔Te ho simple nefa classy?Ity no akanjo mety am...
19/05/2026

IZANY INDRAY NY CHEMISE HOMME 🔥
Ilay chemise tena maha-bogosy an-dramosé 😎👔
Te ho simple nefa classy?
Ity no akanjo mety aminao: chemise homme tsara bika, tsara paika, ary mora vidy.
💥 Chemise fotsiny : 25 000
➡️ Chemise et Pantalon : 50 000 ar
Misy ho an’ny ankizy koa 👦✨
✅ Latsaky ny 12 ans
👔 Ensemble chemise + pantalon : 35 000 Ar
👔 Ensemble chemise + short : 25 000 Ar
📸 Tonga de sary réel avokoa ireo
📍Aza miandry ela fa mety ho lany haingana ny modely tsara!
🫴Tissu tena 🔥💯 coton
Misy taille afaka isafidianana ihany koa
📩 Alefaso hafatra na antsoy raha mila commande.
Bogosy kely, bogosy lehibe — samy mahazo ny azy! 😎🔥

18/05/2026

Rehefa ianao ilay miasa mafy iny no misy devoly tampoka manelingelina.. inona no ataonao?
araho hatr@ farany ilay video
👇👇

18/05/2026

😅 Blague kely ho an’ny Fête des Mères
Rehefa miteny i Neny hoe:
“Tsy mila cadeau aho.”

Fa rehefa tsy omena dia lasa hoe:
“Hay ve tsy tadidinareo akory ny fisiako?” 😄

Aza miandry farany vao mihetsika e!
Misy tee-shirt spécial Fête des Mères ato amin’ny ANDRY Confection 🎁👕

ANDRY Confection — cadeau tsotra, hafatra avy amin’ny fo ❤️

🔥 PROMOTION BE FARADOBOKA 🔥🎁 TEE-SHIRT FÊTE DES MÈRES 🎁Cadeau tsotra nefa manja ho an’i Neny 💝✅ 15 000 Ar fotsiny / pièc...
18/05/2026

🔥 PROMOTION BE FARADOBOKA 🔥
🎁 TEE-SHIRT FÊTE DES MÈRES 🎁
Cadeau tsotra nefa manja ho an’i Neny 💝
✅ 15 000 Ar fotsiny / pièce
👉 Ho an’ireo maka plus de 10 pièces
👕 Azo ampiarahina amin’ny casquette ihany koa mba ho cadeau complet sy miavaka 🎀
📩 Mandefasa MP na tonga dia miantsoa avy hatrany:
📞 034 85 753 35 / 038 77 406 50
⚡ Stock limité — aza tara!

Aza adino fa tsy akaiky ny fête de mère a.. fahatsiarovana ho an'i Neny... Ndao ampifalifaliana ny Mama tsika rehetra e....
16/05/2026

Aza adino fa tsy akaiky ny fête de mère a.. fahatsiarovana ho an'i Neny...
Ndao ampifalifaliana ny Mama tsika rehetra e..

16/05/2026
16/05/2026

Miarahaba tompoko!
Izahay ato amin’ny Atelier "ANDRY Confection" dia manolotra asa vita amin’ny zaitra, araka ny filànareo:
✅ Tee-shirts
✅ Polos
✅ Survêtements
✅ Tenues de sport
✅ Akanjo ho an’ny groupe, école, fiangonana, fikambanana, orinasa na olon-tsotra
✅ Fametahana soratra sy logo
Vonona izahay hiara-hiasa aminareo amin’ny asa madio, tsara kalitao ary vita am-pitandremana.
ANDRY Confection, l’excellence à votre service.
📞 Tel: 034 85 753 35 / 038 77 406 50
📍 Toerana: Moramanga

Address

Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ANDRY Confection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share