LM Mianjaika

LM Mianjaika Tia Mianjaika ve ianao!? ๐Ÿ˜Š
Eto izahay hanohana anao ๐Ÿ˜˜

18/05/2026

Ho atao tsika mianjaika foana ny ao anatitsika ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜Š

Herinandro vaovao! Aza kivy , aza mijanona fa ianao ihany no hisitraka ny vitanao ๐Ÿฅฐ

Harao hatrany pejy hampisy motivation ho anao, ary partageo raha tinao ??๐Ÿฅฐ











15/05/2026

Ndao atao mihanjaika ny ao anaty ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‰
"Te hahomby ve ianao!? Atsaharo ny excuses"








Andao atao Mianjaika ihany ko ny ao anaty ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‰๐Ÿค”Matetika isika variana amin'ny rotoroton'ny fiainana ka hadino ny mamelona ...
07/05/2026

Andao atao Mianjaika ihany ko ny ao anaty ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‰
๐Ÿค”Matetika isika variana amin'ny rotoroton'ny fiainana ka hadino ny mamelona ny saina sy ny vatana.
โœจ Ireo karazana fialamboly 5 ireo no fanalahidin'ny fahasambarana sy ny fahombiazana maharitra.
๐Ÿ‘‰Raha vao mahita iray amin'ireo ianao dia efa dingana lehibe izany! Ary ianao, inona amin'ireo no efa fanaonao? Lazao amin'ny fanehoan-kevitra (commentaire) ary zarao mba hamporisihana ny hafa koa! ๐Ÿ‘‡"




Tolotra hoantsika tia fanatanjahan-tena na olon-tsotra, orinasa, fokontany, firaisana, vondronaAza tara amin'ity tolotra...
18/02/2026

Tolotra hoantsika tia fanatanjahan-tena na olon-tsotra, orinasa, fokontany, firaisana, vondrona

Aza tara amin'ity tolotra manitra be ity ๐Ÿ˜‰
-Pack maillot polo:
โœ”๏ธ ensemble polo
โœ”๏ธ casquette
โœ”๏ธ kenda homana
๐Ÿšจ45.000Ar
โ—Raha maka mihoatra 20 isa ianao dia mbola latsaka ny vidiny

Aza misalasala ary miditra hafatra miafina โ˜บ๏ธ
โ˜Ž๏ธ 0345512547



Chic sy vita Malagasy ho an'ny rehetra-Akanjo,fitaovana, dรฉcor ๐Ÿ’ŽNy zavatra rehetra tadiavinao ao anaty style, ao amin'ny...
22/07/2025

Chic sy vita Malagasy ho an'ny rehetra-Akanjo,fitaovana, dรฉcor ๐Ÿ’Ž
Ny zavatra rehetra tadiavinao ao anaty style, ao amin'ny LM Mianjaika ๐Ÿ˜˜

๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท
chic et authentique pour tous-mode accessoires ou dรฉco, tout ce que vous aimez existe ici, chez LM Mianjaika

"Suivez-nous!, Partagez votre style! ๐Ÿ˜š"

-vous

Address

Sabotsy Namehana
Sabotsy-Namehana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LM Mianjaika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share