SHOP FIFI

SHOP FIFI Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SHOP FIFI, Soanierana.

35.000ar mp ary o
14/11/2025

35.000ar mp ary o

🌸 Tonga ilay fotoana 😍              ____ Anio sy rahampitso ____ Forum National des Entrepreneurs, by Club des Entrepren...
14/11/2025

🌸 Tonga ilay fotoana 😍
____ Anio sy rahampitso ____

Forum National des Entrepreneurs, by Club des Entrepreneurs de MED
ato amin'ny LE PAVÉ ANTANINARENINA 🥰

✴️ Hetsika karakarain' i Club des entrepreneurs MED AINA VAO ary tohanan' i Madagascar Entreprises Développement 💪🙏

✨ Efa vonona handray anareo ny ekipan'i SHOP FIFI miarakamin'ny vokatra tsara kely vaovao sy ireo efa nahafantarana anay hatramin'izay 🥰

Tongava, Jifao, Tohano ny mpandraharaha Malagasy 🥰🙏🇲🇬

Tsy misy ny vidim_pidirana 😉

✨ Aza hadino ny fotoanan_tsika  miarakamin' i SHOP FIFI an !🥰 ✴️ Hetsika karakarain' i Club des entrepreneurs MED AINA V...
13/11/2025

✨ Aza hadino ny fotoanan_tsika miarakamin' i SHOP FIFI an !🥰

✴️ Hetsika karakarain' i Club des entrepreneurs MED AINA VAO ary tohanan' i Madagascar Entreprises Développement 💪🙏

🔸 Toerana : Le Pavé Antaninarenina ny 14 - 15 Novambra 2025

👉 ✨ Tongava maro fa betsaka ny tombontsoa ho hitantsika ao amin'ny resaka fandraharana sy varotra fampirantiana maro isan_karazany 🥰

Andao hanohana ny BAREA 💪🇲🇬  Toerana: SNACK BAR FI Soanierana Ambiance mafana miarakamin'ny Rhums Arrangés ny Shop fifi....
26/08/2025

Andao hanohana ny BAREA 💪🇲🇬

Toerana: SNACK BAR FI Soanierana
Ambiance mafana miarakamin'ny Rhums Arrangés ny Shop fifi.
Hisy fahitalavitra hiarahantsika mijery ny lalao😍

Ndao hifampizara hafaliana eee! 🥰♥️
Contact: 038 92 056 35

BAR FI

24/07/2025

Avec Via Nou Rajaonha – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses super fans !

Tratrin'ny Asaramanitra e🎆✨🎈🎊🎉Mirary fety Sambatra ho an-tsika Vahoaka Malagasy rehetra🎊🎈🎉✨
26/06/2025

Tratrin'ny Asaramanitra e🎆✨🎈🎊🎉

Mirary fety Sambatra ho an-tsika Vahoaka Malagasy rehetra🎊🎈🎉✨

Cc dhl 🎄.raikitra ndray ty SPECIAL BAZAR DE NOEL Et FIN D'ANNEE du16 au 30 December  devant barea mahamasina eo amin ron...
13/12/2024

Cc dhl 🎄.raikitra ndray ty SPECIAL BAZAR DE NOEL Et FIN D'ANNEE du16 au 30 December devant barea mahamasina eo amin rond pont ampovoany no misy an'i shop fifi STAND 77 aty ivelany 🎄.Miantso avy hatrany 🎄🎄rah tsy mahita anay an 034.32.649.57/038.92.056.35
Tongava mividy ny revy tsika amin fety an
🌟 Manomboka amin 8 maraina zahay dia efa eo latsinain atramin larobia atramin 10h alina ny zoma , sabotsy, alahady kosa parainan'andro an 🌲Tongava manalaza ry zavavy sy zalahy an 🌲Misy thb sy jus amle glacé tsara ho atsika
🌲Tsy very anjara kou ny ankiz fa misy sakafo sy tsakitsaki maro ao an

Rhum arrangé bien masseré
Misy vin de fruit ao azontsika atao cadeaux de noel

🌲mbola mandray commande bouteille kou zahay eny an ho antsika client rehetra afak manantona mivantana eny

Punch coco vanille15.000ar 70cl034.32.649.57manao livraison a partir 3000ar frais
10/10/2024

Punch coco vanille
15.000ar 70cl
034.32.649.57
manao livraison a partir 3000ar frais

🛑ALERTE JEUX 🛑 ALEO ASINA LALAO KELY ALOHA 🥰 coco vanille 🥃 IRAY NO LOKA 🛑🛑🛑🛑🥃CONDITIONS : 🛑ASIO J'AIME NY PEJY   SHOP F...
09/10/2024

🛑ALERTE JEUX 🛑 ALEO ASINA LALAO KELY ALOHA 🥰 coco vanille 🥃 IRAY NO LOKA 🛑🛑🛑🛑🥃
CONDITIONS :
🛑ASIO J'AIME NY PEJY SHOP FIFI Dia CAPTUREO REHEFA VITA 🤳
🛑ASAO NY NAMANA ANISY J'AIME NY PEJY
🛑 PARTAGEO MODE PUBLIC ITY PUBLICATION ITY 🛑izay betsaka partage sy amie identifiena no mahazo ny loka an
mankasitraka tompoko
Alahady 13 OCTOBRA Maraina NO ATAO NY FISARIHINA 🛑🛑🛑

Vin de fruits apero ananas75cl 10.000arlivraison a partir  3.000ar034.32.649.57
25/07/2024

Vin de fruits apero ananas
75cl 10.000ar
livraison a partir 3.000ar
034.32.649.57

Address

Soanierana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SHOP FIFI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share