Hass'y cosm'é

Hass'y  cosm'é Fournisseur/Producteur matière première pour produit Cosmetique naturel.

Afaka Tonga Dia miantso avy hatrany,raha Mila entana Maika ianao .
☎️☎️☎️0345692118

14/05/2026
05/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tantely Eva Rabarisoa, Leonne Sanderson, Ashilynn Lucia, Tricha Curly Tamatave, Lafatra Compagnies, Alice Ve Roe, Hik'Art Nahandro, Sparkling Bwty, Ambroise Rakotoniaina, Sackinas Mini, Ke Zya

🎉🎉 ARRIVAGE BEURRE DE KARITÉ PURE 🎉  👉 Orinasa ?  Salon de Coiffure ?Mpanao Produit Cosmétique ? Sa  Olon-tsotra te hika...
28/01/2026

🎉🎉 ARRIVAGE BEURRE DE KARITÉ PURE 🎉
👉 Orinasa ? Salon de Coiffure ?Mpanao Produit Cosmétique ? Sa Olon-tsotra te hikarakarana vatana ????

✈️ Efa Tonga ''Beurre de Karité Pure ''✈️ antsika . @ Ilay kalitao tena Miavaka 💯 sy tsara indrindra.

👉Misy certificat d'analyse ,Azo antoka 100%

🩷Efa tsy vaovao @ tsika intsony ny Asany sy maha sarobidy azy @ Fikarakarana ny Oditra sy Volo💐

Format disponible :
100g
250g
500g
01 kilo
🎁🎁🎁25 kilo ny Carton Iray ( prix spécial)

Raha mahaliana ny Beurre de karité pure 💯
Dia aza misalasala Miantso ☎️ 0345692118
Na mandefa Mp tompoko .
🚙🚙Manao livraison sy mandefa @ faritra rehetra.

🎉🎉TE  HANAO SAVON MIAVAKA ! VITA AO ANATI'NY FOTOANA FOHY , SY TSARA KALITAO ,AZO ANTOKA VE IANAO??? 🎉🎁     Aza Misalasa...
27/01/2026

🎉🎉TE HANAO SAVON MIAVAKA ! VITA AO ANATI'NY FOTOANA FOHY , SY TSARA KALITAO ,AZO ANTOKA VE IANAO??? 🎉🎁

Aza Misalasala fa efa Disponible de suite foana ny ORIGINAL BASE DE SAVON TRANSPARENT IMPORTER annn!!!

Ho anareo Orinasa ,Olon-tsotra,Mpanao Asa tena , Mpanao Produit Cosmetique , Client(e) rehetra.
TOMBONY @ FAMPIASANAO AZY :

👉Mampiavaka ny vokatrao mba ho tsara kalitao kokoa Satria tena ankora voafantina tsara ,Mandalo labo ,Ary ⚠️PH neutre :

❗❗Tsy misy fofona

❗❗tsy misy Loko ( manopy mavo ,maron sns....)

Mitovy tsy misy valaka @ nen'ny Aroma Zone izy Io .

👉Tena tsy mandany fotoana satria temps de pause 20 mn dia Vita ny Savon anao ✨🎀
Ary tonga dia Azo ampiasaina na Amidy avy hatrany ♥️
👉Azo hatao fitadiavam-bola sy vadin'Asa tsara @ zao taona vaovao izao 🎉🎉

👉Base Neutre @ maha Base Original azy Dia
Azon'ny Ankizy ampiasaina ihany koa hanaovana Travail Manuel sns....🎉
Tena Azo antoka 100% ,misy Fiche technique satria laboratoire avy any Ivelany mihintsy no manao Azy . ( Garantie tsara )

💫Azonao hafangaro :
@ ankora voajanahary = Argile ,charbon ,café , Rose ,lavande , sns.....
💫Azonao hanaovana :
- Savon de beauté
-Savon Personaliser
-Savon de Visage ( Anti- Age ,Anti- Ride ,Anti-Acné .....etc). & Corps ( Savon de toilette ,savon d'hotel etc....)
-Shampoing Solide

( NB : manome recette ,sy mampianatra Gratuit ny fampiasana azy izahay 🎁🎁 )

Raha mahaliana anao ny Original Base de savon transparent importer ,dia aza misalasala mandefa Mp na miantso
☎️☎️☎️03456 921 18

Format disponible :
✨200g
✨500g
✨01 kg
✨Lot de 10 kg( Misy Remise be)
🎁🎁Carton de 20 kg de chaque
🌹Manome Prix de gros izahay ann 🎀
🏍️🚘Manao Livraison
📦📦Mandefa any @ faritra rehetra.

Hello Hello 🩷   Ho anareo Client (e) vaovao ,eto an-toerana Na any ampita ✈️✈️      Ireto avy no afaka vidianareo en Car...
27/01/2026

Hello Hello 🩷
Ho anareo Client (e) vaovao ,eto an-toerana Na any ampita ✈️✈️
Ireto avy no afaka vidianareo en Carton ato @ Hass'y Cosm'é 🥰
👉1) Beurre de karité pure 💯 ( Ilay qualité ntena tianareo be ) :
🎁25 kilos ny Carton Iray ! Mahazo remise ,prix spécial bé mihintsy ianao rehefa maka en carton ,tena misy différence be @ Ilay Atsinjarany 😁😊.
Tena mety bé raha Mbola hivarotra Na ho anareo Orinasa mpanao produit Cosmétique 😊.

NB : Misy Nif stat izahay ,Ary misokatra @ fiarahamiasa Rehetra 😊

👉2) Original base de savon transparent Importer
Marihina fa tena mitovy tsy misy valaka @ n'en Aroma Zone izy Io 🥰
Tsara qualité ,misy fiche technique , Mora ampiasaina ,rentable tsara .
Mety hanaovana Savon de beauté rehetra , shampooing solide ihany koa 🥰.
Disponible en Carton de 20 kilo de chaque ihany koa , Ary Prix spécial hatrany ,ho an'izay Maka en Carton 🎁🎁🎁

👉3) Ny Pot PET rehetra !! Disponible en Carton avokoa 🥰
50ml /100ml /200ml /250ml

koa raha mahaliana anao ireo tolotra Gros ! ireo Dia aza misalasala mandefa Mp Na miantso ☎️03456 921 18 fa vonona hanome fahafaham-po anao hatrany izahay 🌴

Address

Ivandry
Iarinarivo

Telephone

+261345692118

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hass'y cosm'é posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share