Prisca. MDG

Prisca. MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Prisca. MDG, Clothing (Brand), Tananarivokely.

‼️Vente de vêtements tendance pour femmes
💸 prix accessibles
🚚Livraison partout à Madagascar‼️
🤳👉 commande en DM ou appelez directement:0384706384 👈
🥰Abonnez-vous pour ne rien rater 🫶❤️

15/03/2026

Coucou mes loulous 😁🫶🏻 Tonga de any Amin ny pataloha aloha ny maso aza mijery hafa akotran le pataloha 🤣🤣🤣 taille standard izy iny fa ny alavany no lava 1m65 eo ny mety aminy tss talon 👍🏻, mitongava mp ara aingana raha hividy nareo ❤️❤️🥹

Akory o, tsara harivariva o 🥰 rapitso tsika live aA 8h, mandany Wed Leg tsika 👍🏻Aza tara manao partage max an 🥰Izay mana...
10/03/2026

Akory o, tsara harivariva o 🥰 rapitso tsika live a
A 8h, mandany Wed Leg tsika 👍🏻
Aza tara manao partage max an 🥰
Izay manao achat rehetra rapitso dia mahazo gloss gratuit 🥹🥰

Happy woman’s day ampela soa rehetra manaraka ny pejy tsika🫶🏻 ❤️❤️
08/03/2026

Happy woman’s day ampela soa rehetra manaraka ny pejy tsika🫶🏻 ❤️❤️

Coucou mes loulous, ty anie ilay gloss manamandina molotra, omena anao gratuit rehefa mividy article ato @ Prisca. MDG i...
07/03/2026

Coucou mes loulous, ty anie ilay gloss manamandina molotra, omena anao gratuit rehefa mividy article ato @ Prisca. MDG ianareo e😉 Tongava manararotra ara 🥰🥹❤️

04/03/2026

Mes publications ont obtenu plus de 1 000 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

👉🏻Ty ndray ny offre tsika manomboka zao 👈🏻❇️ Izay mividy entana ato amin’ny Prisca. MDG dia ✅mahazo golss manamadina mol...
02/03/2026

👉🏻Ty ndray ny offre tsika manomboka zao 👈🏻
❇️ Izay mividy entana ato amin’ny Prisca. MDG dia ✅mahazo golss manamadina molotra gratuit 🥹🥰
❇️Na mividy article ray aza de efa mahazo anie e
Tongava maro ara miantsena e 👍🏻
Mirary Alatsinainy mahafinaritra ho antsika rehetra ndray ara o🥰🙏🏻

Bonjour daholy o🥰 somary sahirana kely za omaly de zao vo afaka mandefa teny kely ato.👉🏻Ty ndray ara ny preuve matsolaka...
02/03/2026

Bonjour daholy o🥰 somary sahirana kely za omaly de zao vo afaka mandefa teny kely ato.
👉🏻Ty ndray ara ny preuve matsolaka be Annie nandray anjara tamin’ny partage max live omaly, tena faly aho satria tena nanao be nareo ka na tokony olona roa no nomena ilay mobile money de nataoko telo ary hita ao ny profo fa betsaka ny partage tao. 🥹🥰
Eto aho dia misaotra betsaka anareo telo Tsiory Razafindrakoto Henïtsuh M'tyh Elie Randria nanohana ahy tamin’ilay live nanao partage max🙏🏻🥰🥰🥰🥰

01/03/2026

Live WED LEG 😱 seulement à 10 000ar et pas plus de 20 000ar
Jp+confi en mp obligatoire
Meilleur partage mahazo mobile money 5 000ar (olona 2)

01/03/2026

Akory lyyyy de👋🏻 ndao amin’zay ara i-live e👍🏻
🤳Live Wed Leg ❤️
🕝A 14h
✅Prix à partir de 10 000ar pas plus de 20 000ar 🤑
💅Manja be daholy izy ao fa aza tara an 😻
✅Sady asintsika jeux ihany satria ela ela zay tsisy jeux tsika, condition ara:
❇️Meilleur partage live no mahazo mobile money otran mazatra (50 partage minimum) 👍🏻
❇️Alefa commentaire Amin ty pub ty ny capture rehefa mandeh ny live 👍🏻
❇️Aza adino miantso namana an, na ilalao na hiantsena ko tena mety be🙀🤩

28/02/2026

Akory ly e😁🥰 ca va tsara ve tsika rehetra ? Sabotsy fitsenana ny andro fa tongava miantsena maka wed leg sy pant flare 👍🏻 amin’ny vidiny mirary. Atsovy ny namana ara de aza tara a🥹😁 zay fa mirary sabotsy mafinaritra antsika rehetra ❤️❤️

Akory ly e☺️ inona ny vaovao anareo tato ela ela Zay? Salama tsara daholy? Aza adino fa Mbola betsaka ny wed leg tsika M...
25/02/2026

Akory ly e☺️ inona ny vaovao anareo tato ela ela Zay? Salama tsara daholy? Aza adino fa Mbola betsaka ny wed leg tsika Mbola dispo an 🫶 Zay ara fa mirary tontolo Andro mafinaritra antsika rehetra o😘🥰

Address

Tananarivokely

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Prisca. MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share