Tarah&Co

Tarah&Co Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tarah&Co, Clothing (Brand), Tanjombato.

Ianareo client hoa misy tena manana goût 😍😍😍tena hoe tsara e!Mankasitraka foana zareo an!Mitafia finaritra dia mahavità ...
26/08/2026

Ianareo client hoa misy tena manana goût 😍😍😍tena hoe tsara e!
Mankasitraka foana zareo an!
Mitafia finaritra dia mahavità soa daholo

‼️‼️ARRIVAGE ARRIVAGE‼️‼️Salama daholo tompoko o!Ho anareo atelier namana eto tanà na any amin'ny faritra, manana ireo l...
24/08/2026

‼️‼️ARRIVAGE ARRIVAGE‼️‼️
Salama daholo tompoko o!
Ho anareo atelier namana eto tanà na any amin'ny faritra, manana ireo lamba vao tonga ireto izahay sao mahaliana anareo.
* Tissu élastique fanaovana haut stylé na ensemble panty : 30 000 Ar ny kilo.
*Tissu jogging non gratté : 21 000 Ar ny kilo.
* Garniture : 25 000 Ar ny kilo.

Vente en gros ihany an! 20kg minimum fa afaka afangaro ny couleur.

03/08/2026

✅Réalisation de vos commandes

Survêtement vierge : 30 000 Ar
Survêtement personnalisé : à partir de 32 000 Ar

🙏🙏Ianareo mpanjifa no anto-pijoroanay koa dia: Mankasitraka - mankatelina anareo client rehetra izay nametraka fitokisan...
27/07/2026

🙏🙏Ianareo mpanjifa no anto-pijoroanay koa dia:
Mankasitraka - mankatelina anareo client rehetra izay nametraka fitokisana taminay izahay. Misaotra betsaka tompoko 🫡🫡🙏🙏

Ho anareo Orinasa, fikambanana, club, fiangonana,fianarana na olon-tsotra mbola maniry ny hiara hiasa aminay ihany koa dia vonona hatrany izahay tompoko handray ny commande-nareo.
✅ Tee-shirt shirt / polo
✅ Sweat /jogging/ survêtement
✅Gilet de travail/combinaison
✅ Casquette/ bob
✅Trousse / tote bag
✅Maillot de foot/ basket ball
Ireo no afaka ataonay tompoko. Mety foana na vierge na personnalisé, na vitsy isa na maka maro.

❌❌PROMOTION - PROMOTION❌❌❌❌PRIX MORA BE FOANA❌❌Ho anareo kelikely vola nefa te hanodim-bola, natao ho anareo ireto tolot...
24/07/2026

❌❌PROMOTION - PROMOTION❌❌
❌❌PRIX MORA BE FOANA❌❌

Ho anareo kelikely vola nefa te hanodim-bola, natao ho anareo ireto tolotra ireto ka araraoty ary.

✅Manao livraison
✅Mandefa any amin'ny faritra

Nb: Tsy maintsy mandefa geste de confirmation mba ho fanamarinana ny réservation.

🌹🌹🌹La Fête des Mères approche à grands pas... Plus que deux jours pour lui dire « je t'aime » ❤️❤️❤️​Vous cherchez encor...
28/05/2026

🌹🌹🌹La Fête des Mères approche à grands pas... Plus que deux jours pour lui dire « je t'aime » ❤️❤️❤️

​Vous cherchez encore le petit cadeau parfait pour faire briller les yeux de votre maman ?
Nous avons préparé pour vous des collections spéciales remplies de tendresse, pensées tout particulièrement pour elle.

​Même avec un petit budget , vous trouverez forcément une jolie perle parmi nos créations car nos tarifs doux allant de 10 000 Ar à 45 000 Ar.

Collection disponible dans notre point de vente à Tanjombato.

Service de livraison disponible exclusivement sur réservation.

Livraison de ce jour 🥰Tsara kely ireto ensemble short ireto 🤤🥰 Efa lasan'ny tompony ireo an! fa raha te ahazo ohatran'ir...
24/02/2026

Livraison de ce jour 🥰

Tsara kely ireto ensemble short ireto 🤤🥰

Efa lasan'ny tompony ireo an! fa raha te ahazo ohatran'ireo ianareo dia mbola mandray commande foana izahay.
30.000 Ar raha maka 1 ary 25 000 Ar raha maka 5 pièces.

Tapitra tanteraka ny promotion ry reto an! ☺️ Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara 🥰🥰🥰Aza miala lavitra fa ho avy...
05/01/2026

Tapitra tanteraka ny promotion ry reto an! ☺️
Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara 🥰🥰🥰
Aza miala lavitra fa ho avy tsy ho ela ny arrivage bomba be.
Mirary taona Zina ho antsika rehetra hatrany

Address

Tanjombato
102

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tarah&Co posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share