Fitiavana Fii'ravaka

Fitiavana Fii'ravaka Vente de bijoux, de produits cosmétiques et confection d'accessoires capillaires

Bonjour bonjour ! 😊Un petit partage pour aujourd'hui! Bonne journée ! 😘
22/08/2023

Bonjour bonjour ! 😊
Un petit partage pour aujourd'hui!

Bonne journée ! 😘

Salama daholo ô ! 😀Tia karazana firavaka en acier inoxydable mihaja 💖, mahafatifaty 😍 sady tsara kalitao no tsy mora mio...
21/08/2023

Salama daholo ô ! 😀

Tia karazana firavaka en acier inoxydable mihaja 💖, mahafatifaty 😍 sady tsara kalitao no tsy mora miofo ve isika mpanaraka ny pejy na mahafantatra olona tia izany?

Indro ary misy vitsivitsy ireto amin'ny vidiny tena mirary dia mirary ka vonjivonjeo sao tara an! 😉

10.000Ar fotsiny dia efa afaka mahazo Boucles d'oreilles mahafinaritra be sy tsy be mpanana ❤️

Misy Bracelet Pandora Breloque Européenne à fermoir aimanté mahafatifaty💓 be ihany koa à 32.000 Ar l'unité an! Roa ihany no disponible ka tandremo sao tara 😘

Lieu de récupération : ambadiky ny Anjara Hôtel Augagneur.

Livraison possible à partir de 2.000 Ar du lundi au samedi ho an'izay eto Toamasina.

Contact : 034 32 762 84

Scrunchies en satin mahafinaritra be sady mitana tsara ny élastique, tsy mora mirakitra ny amin'ny volo, mety amin'ny ka...
21/08/2023

Scrunchies en satin mahafinaritra be sady mitana tsara ny élastique, tsy mora mirakitra ny amin'ny volo, mety amin'ny karazam-bolo rehetra.

Dispo en 5 couleurs: Rose - Grenat - Noir - Bleu - Gris

Prix: 1 000 Ar l'unité (01)
1 800 Ar ny roa (02)
2 500 Ar ny Telo (03)

Afaka mandray commande au moins 1 jour avant.

Livraison possible + frais à partir de 2 000 Ar selon le lieu de livraison.
Possibilité de récupération devant Anjara Hôtel Augagneur après confirmation par mp.

Contact: 034 32 762 84

Elaela tsy hita izahay fa izao indray vao miverina ka manao azafady amintsika.Eto Toamasina hatrany no misy anay ary en ...
10/08/2023

Elaela tsy hita izahay fa izao indray vao miverina ka manao azafady amintsika.

Eto Toamasina hatrany no misy anay ary en ligne ihany saingy afaka manantona raha misy mahaliana momba ny entana amidinay eto amin'ny pejy na koa "services" tianareo ampanaovina.😉

Contact: +261 34 27 769 31
13/05/2022

Contact: +261 34 27 769 31

Address

Toamasina I
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:30
Tuesday 08:30 - 11:30
Wednesday 08:30 - 17:30
Thursday 08:30 - 11:30
Friday 08:30 - 17:30
Saturday 08:30 - 11:30

Telephone

+261342776931

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitiavana Fii'ravaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share