Maman'i Nô frip en ligne

Maman'i Nô frip en ligne Vente d'articles de friperies et importés

coucou daholy !!!!!Misy kappa momouta Kely reto Sady ataontsika mirary ny vidiny  akaiky fety izao 25000ar
04/04/2026

coucou daholy !!!!!
Misy kappa momouta Kely reto Sady ataontsika mirary ny vidiny akaiky fety izao
25000ar

10/03/2026

Te hanana business ao an-trano ve ianao?
Ireto misy dingana vitsivitsy hanombohana azy :

1️⃣ Fantaro aloha ny fitaovana anananao
Jereo izay efa eo am-pelatananao:
ordinateur, téléphone, connexion internet, sns.
Indraindray dia ireo zavatra efa ananantsika ireo ihany no ampy hanombohana.

2️⃣ Fantaro ny zavatra hainao
Jereo sao misy fahaizana efa anananao azonao atao asa ao an-trano.
Ohatra: fanoratana, design, marketing, fanamboarana vidéo, fitantanana pejy, na hafa.

Raha tsapanao fa mbola tsy dia misy zavatra hainao, mianara aloha service vaovao. Izay ny antony formation antsika rariva
Satria tsy misy olona hampiasa na handoa vola aminao raha tsy manana zavatra ilainy ianao.

3️⃣ Manangana tambazotra
Rehefa manana fahaizana ianao dia ampahafantaro ny olona izany.
Afaka: manokatra Page Facebook, mamorona compte freelancer, mizara ny asa ataonao amin’ny tambazotra sosialy

Izany no ahafahan’ny olona mahafantatra sy matoky ny talentanao.

4️⃣ Mitady client
Rehefa fantatry ny olona ny asa ataonao dia manomboka mitady mpanjifa.
Aminy alalan’ny : Facebook, Groupe, Plateforme freelancer, Na tambazotra efa fampiasanao

Tsarovy: ny business ao an-trano dia tsy manomboka amin’ny vola be, fa manomboka amin’ny fahaizana sy fahavononana hianatra.

Réussir avec Martin

Bonjour !!! bonjour !!! misy arrivage tsara bé tsika atao 🥰🥰🥰Ilay scoubidou havaianas souple tsara Sady mafy tsy mora si...
05/02/2026

Bonjour !!! bonjour !!!
misy arrivage tsara bé tsika atao 🥰🥰🥰
Ilay scoubidou havaianas souple tsara Sady mafy tsy mora simba 😍😍😍
Efa tsirairay n'y prix sy pointure 😊😘
Tamatave manao livraison

coucou daholy !!!! 👋👋Ela ela tsika Zay !! Ireto indray ary aloha ny arrivage ho any maman indray 🥰😍kappakappa maivana af...
29/01/2026

coucou daholy !!!! 👋👋
Ela ela tsika Zay !! Ireto indray ary aloha ny arrivage ho any maman indray 🥰😍
kappakappa maivana afaka oentina miasa , mitsangantsangana 🥰
Efa tsirairay n'y prix

Lamban-jaza 5000ariary daholo
23/06/2025

Lamban-jaza 5000ariary daholo

Bonsoir  daholy !!Hisy arrivage lamban-jaza isika rapitqo an !!Ataovy ao  izy age sy sexe tedavinareo aza !!!
20/06/2025

Bonsoir daholy !!
Hisy arrivage lamban-jaza isika rapitqo an !!
Ataovy ao izy age sy sexe tedavinareo aza !!!

🤣🤣🤣
14/06/2025

🤣🤣🤣

14/06/2025
Bonsoir elaela Zay !!! Hamaky b***e baby medium tsika rapitso misy mazoto hanao spécial vé na haka lohany !! Afaka midit...
29/05/2025

Bonsoir elaela Zay !!! Hamaky b***e baby medium tsika rapitso misy mazoto hanao spécial vé na haka lohany !! Afaka miditra mp ary ee!!!

Reto 4000ar
07/02/2024

Reto 4000ar

Address

Toamasina
501

Telephone

+261388753813

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maman'i Nô frip en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share