TOP Fripe 501

TOP Fripe 501 ✨ Abonne-toi pour ne rien louper
📞 0388529664 - 📍Tanambao 2 akaiky lalam-by

Robe tsara kely❤️✨Mp les filles☺️À récupérer ou à livrer
16/02/2026

Robe tsara kely❤️✨
Mp les filles☺️
À récupérer ou à livrer

Mp o🤗
16/02/2026

Mp o🤗

😍😍😍Mp avy hatrany raha misy mahaliana anao✨🎀Livraison possible
10/02/2026

😍😍😍
Mp avy hatrany raha misy mahaliana anao✨🎀
Livraison possible

🎀 Pépites 🎀Sac bandoulière manjakely😍✨Livraison possible
09/02/2026

🎀 Pépites 🎀
Sac bandoulière manjakely😍✨
Livraison possible

🎀 ARRIVAGE 🎀ROBE stylée 😍✨TAMATAVE 🌴🌴MP avy hatrany raha misy mahaliana anaoÀ récupérer ou à Livrer ✨
09/02/2026

🎀 ARRIVAGE 🎀
ROBE stylée 😍✨
TAMATAVE 🌴🌴
MP avy hatrany raha misy mahaliana anao
À récupérer ou à Livrer ✨

Voilà 👏🏻
07/02/2026

Voilà 👏🏻

Asiako teny kely am-pahamendrehana 🤍

🚫 TSY MISY ENTANA LAFO
Fa misy vidiny mifanaraka amin’ny lanjany.
✅ Tsy anjaran’ny mpividy no mamaritra ny vidin’ny entanay mpivarotra
✅ Ny tsy ilain’ny iray, mety ho tena sarobidy ho an’ny hafa
✅ Indraindray, tsy ianao no cible an’ilay entana — ary ara-dalàna tanteraka izany

📌 Varotra io, ka tsy maintsy misy tombony.
Ohatra: nalaina 5.000 Ar ilay entana, amidy 20.000 Ar.

🚫 Tsy tombony madio 15.000 Ar izany.
Ao anatin’ny vidiny:
– ny fotoana lany
– ny ezaka sy ny fikarakarana
– ny frais, ny crédit
– ny sary, ny publication, ary ny visibilité
Noho izany, aleo samy mipetraka amin’ny toerany.
Tsy misy fanerena, tsy misy adihevitra.

Raha mety aminao, raiso❤️ Raha tsy mety, mandalo am-pilaminana…

Am-panajana tanteraka 🙏🏼

✍🏻Jenny Tout Court

Address

Tanambao 2
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TOP Fripe 501 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share