Elle Mode Mdg

Elle Mode Mdg ❤️N'hésitez pas à venir faire un tour à la boutique ou sur la page Facebook pour commander en ligne tout les vêtements a la mode💃🌹👠❤️

Robe sexi❤️disponibleLieux:  Ankirihiry Ampitany P.M.I taloha na ampitany Fatana Éthanol 🥰  Mp : prix Manao livraison pa...
13/10/2024

Robe sexi❤️disponible
Lieux: Ankirihiry Ampitany P.M.I taloha na ampitany Fatana Éthanol 🥰
Mp : prix
Manao livraison partout à madagascar
Tel:032.67.720.96

NY KARIBONETRA SY NY ZAVATSOA AZO AVY AMINY. ZARAZARAO HO HITANY HAFANY KARIBONETRA: na ny Bicarbonate de soude: akora m...
18/09/2024

NY KARIBONETRA SY NY ZAVATSOA AZO AVY AMINY. ZARAZARAO HO HITANY HAFA

NY KARIBONETRA: na ny Bicarbonate de soude: akora mora hita sady tsy lafo vidy nefa dia mahavariana ny zava-tsoa azo avy amin'ny fampiasàna azy.
Jereo sao misy mahasoa anao ato!!
1) NY MASINATY : maka karibonetra tokony ho ampahatelon’ny sotrokely afangaro amin’ny rano mafana antsasaky ny vera, io no sotroina. Eo no eo dia mety handrezatra be ianao , tsy misotro intsony rehefa afaka ny masinaty. (ny masinaty dia avy amin'ny hoe masina+aty. izany hoe somary re mamaivay ny vavony izay mifandray andraikitra amin'ny aty, be loatra ny laro avoakan'ny aty noho ny fahatongavan'ny sakafo navesatra loatra, hany ka be ny tahan'ny asidra mpandevon-kanina dia lasa re mamaivay marikivy ny vavony. tsy fahatomobanan'ny taova fandevonan-kanina no mampa masinaty)
2) NY ATI-VAVA : rarahana Karibonetra ny fitaovana fiborosiana nify, somary maisamaisatra nefa dia mamono ireo karazana « bactéries » any antsefatsefaky ny nify any.
3) NY AKANJONIFY MARARY : Raha misy maharary ny akanjonify dia lemo kely ny loha-panondronao ary atsoboy anaty karibonetra, petapetao amin’ilay faritra maharary anao ao anaty ativava izany.
4) NY ANKIZY MIFOHA NIFY : lemo kely ny loha-panondronao ary atsoboy anaty karibonetra, petapetao amin’ilay faritra misy ilay nify vao hipongatra.
5) NY « Infections urinaires » : maka karibonetra tokony ho antsasaky ny sotrokely afangaro amin’ny rano 8 vera eoeo, io hosotroina ao anatin’ny 24 ora.
6) NY HIDIHIDY, NY MONY, FIVONTOSANA KELY AMIN’NY HODITRA: Afangaroy amin’ny rano kely ny karibonetra ho lasa toy ny « pâte » , io no ahosotra ny faritra mangidihidy na ny mony .
7) NY HAVIZANAN’NY TONGOTRA : Alona ao anaty rano mafana tsara an-koveta izay nasiana karibonetra 3 sotro lehibe .
😎 NY HELIKA : tampohina rano sahaza azy ny karibonetra ka io no ahosotra ny helika ho solon’ny alamo.
9) NY “MAKAFOKA” vokatry ny fisotroana toaka: maka rano matimaty eran'ny vera tampohina karibonetra antsasaky ny sotroko

👉Abonné ity pages ity Elle Mode Mdg👈

💋💋 𝙈𝙊𝙇𝙊𝙏𝙍𝘼 𝙈𝘼𝙑𝙊𝙆𝙀𝙇𝙔 💋💋👉Tsy voatery hanao lokomena fôna ianao vao ho mavokely tsara ny molotrao,fa misy zavatra natoraly ...
03/09/2024

💋💋 𝙈𝙊𝙇𝙊𝙏𝙍𝘼 𝙈𝘼𝙑𝙊𝙆𝙀𝙇𝙔 💋💋

👉Tsy voatery hanao lokomena fôna ianao vao ho mavokely tsara ny molotrao,fa misy zavatra natoraly ahafahana mahazo molotra mavokely ❤😊

𝙄𝙉𝙊𝙉𝘼 𝙕𝘼𝙑𝘼𝙏𝙍𝘼 𝙄𝙇𝘼𝙄𝙉𝘼 ?
🌼citron
🌼tantely
🌼siramamy

𝘼𝙃𝙊𝘼𝙉𝘼 𝙁𝘼𝙈𝙄𝙋𝘼𝙎𝘼𝙄𝙉𝘼 𝘼𝙕𝙔 ????
⚡1)Borosina aloha ny molotra mandritran'ny 3min,atao moramora
⚡2)Sasana avy eo
⚡3)Atao anaty lovia ny siramay,citron,tantely,atao fatra mitovy
⚡3)Hosorana moramora mandritran'ny 3min,avy eo avela eo 3min
⚡4)avy eo sasana na alaina (sady mamy iny 😋😋)

👉Tsy voatery hataonao isan'andro, fa Afaka ataonao matetika ao anatin'ny herinandro (ohatra 2fois par semaine)

AZA ADINO NY MANAO J'AIME NY PEJY ARY NY MIZARA 👏
𝕄𝕀ℝ𝔸ℝ𝕐 𝕊𝕆𝔸 𝔻𝔸ℍ𝕆𝕃𝕐 😙

👉Elle Mode Mdg👈

Salama e🥰😘👉Ho an'ilay nitady astuces momba ny SINUSITES e😘 'AKONDRO🍌🍌 💭Mino aho fa mahafantatra Babin''akondro🍌🍌 daholo ...
29/08/2024

Salama e🥰😘
👉Ho an'ilay nitady astuces momba ny SINUSITES e😘

'AKONDRO🍌🍌

💭Mino aho fa mahafantatra Babin''akondro🍌🍌 daholo isika .

🍌🍌Alaina ilay Babin''akondro🍌🍌 ary sokafana fa misy zanaka akondro be dia be ao anatiny🍌🍌 .
🍌🍌Ireo zanaka akondro ireo no tena ilaina🍌🍌 .

🍡🍡Totoina ireo zanaka akondro🍌 ireo ary fihazana ahazoana ny ranony .
Maka iray sotrokely fisotroana kafé amin'ilay ranony io 👈.
Mitraka tsara ary :
👎👎Hararaka anaty orona io ranony io .
Tampenana ny orona ilany , dia hararaka amin'ilay tsy mitampina ilay iray sotrokely .

🌼🌼Rehefa misy zavatra manelingelina te hivoaka dia miondrika ivoahany .
Misy tsililolilo mavo mivoaka avy ao 🌼🌼.

💥Atao toy izay koa ny ilany avy eo💥 .

''Traitement'' = izay ahatsapanao fa tsy misy intsony ao dia afaka ajanona .

Fa Marihako eto kosa : Fa rehefa mietsika iny ilay sinusite vao atao io .
Efa nahasalama olona maro , (expérience vécue )
Aboneo n'y page ntsika de partageon MBA ho hitany hafa ihany koa.🥰

FANADIOVANA TAREHY NATORALY❤️. *Manadio tarehy amin’ny alalan’ny « gommage » amin’ny siramamyDingana iray lehibe amin’ny...
26/08/2024

FANADIOVANA TAREHY NATORALY❤️.

*Manadio tarehy amin’ny alalan’ny « gommage » amin’ny siramamy
Dingana iray lehibe amin’ny fanadiovana tarehy ny fanaovana « gommage ». Ilaina izany mba analana ireo sela maty eo amin’ny hodi-tava. Mandaitra amin’io dingana io ny siramamy noho izy potika manify ary mora levona ka tsy mandratra ny hoditra. Alaina ny siramamy tapaky ny sotrokely ary afangaro amin’ny huile d’amande douce indroa mitete. Apetraka eo amin’ny hodi-tava ary kosehina moramora manao boribory anala ireo sela maty sy loto eo amin’ny tarehy. Atao mandritra ny 5 minitra eo ho eo vao kobanina amin’ny rano matimaty.

*Masque amin’ny tanimanga : manadio tarehy misy tasy
Akora natoraly manadio tarehy efa be mpampiasa hatry ny ela ny tanimanga. Manala ny loto sy ny tasy amin’ny hodi-tava izy io. Anisan’ny mahasarika amin’ny tanimanga ihany koa ilay izy mampalama hoditra rehefa mahavatra mampiasa azy. Afangaroina miaraka ny tanimanga roa sotrokely, huile d’olive iray sotrokely ary rano roa sotro fihinanana. Ahosotra eo amin’ny tarehy io fangaro io ary avela hilona eo mandritra ny 15 minitra. Rehefa vita izay dia kobanina tsara amin’ny rano matimaty.

*Tantely sy voasary makirana : manadio tarehy sy manatsara hodi-tava
Manampy betsaka amin’ny fikolokolona ny hodi-tava ny tantely. Mitahiry vitamines sy minéraux maro izy ka miaro ny hoditra ho tanora lalandava. Ny voasary makirana kosa dia mitahiry acide citrique izay manadio ny tarehy, manafotsy ny hoditra ary manala ireo loto miangona amin’ny hodi-tava. Alaina ny tantely iray sotro fihinanana ary afangaro amin’ny ranona voasary makirana iray sotrokely. Ahosotra eo amin’ny tarehy ary avela ipetraka 15 minitra. Sasana amin’ny rano matimaty avy eo kobanina amin’ny rano mangatsiaka mba ampikatona ny mason-koditra.
ABONEO NY PAGE FA MBOLA MARO NY FIZARANA ATAONTSIKA ETO❤️🙏

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elle Mode Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share