29/11/2025
Mifarana androany ity lalao ity ๐ฅฐ
Mankasitraka anareo rehetra๐โค๏ธโค๏ธ
Taminโilay lalao ยซ JP Credit ยป dia nisy niteny hoe resaka ยซ premiรจre coms ยป nareo abonnรฉ ๐ฅบ
Ka noho izany indrindra dia nampidiriko challenge vaovao kely ato :
ยซ Challenge Premier Coms ยป๐ฅฐโจ
Gaga ve nareo hoe inona indray izany? ๐
Eny ary, izaho ilay lalao e ๐
Ity ny fomba fandraisana anjara :
๐ Manomboka rampitso kahatraminโny samedi 29 Novembre izao , Dia:
โก๏ธ Hosoratako anaty carnet daholo ireo abonnรฉ micoms voalohany isaky ny publication, ary ilay miverimberina matetika indrindra no mahazo crรฉdit aminโio samedi io๐ฅณ izany hoe tsy miankina aminโny vitana ity challenge ity fa miankina aminareo ihany๐ฅฐ
ยซ Fepetra tsy maintsy arahina ยป:
๐ Abonnรฉ ato
๐ Mireagir + manao commentaire mazava tsara (na emoji aza mety ๐)
๐ Partageo anaty groupe ilay publication ary ยซ mentionne-o ny page ยป mba ho hitanay
Zay fotsiny dia hahazo crรฉdit e!๐
Iza doly ary no vonona aminโity challenge ity ? ๐คญ๐