Fayaze Baby Boutique bazar kely

Fayaze Baby Boutique bazar kely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fayaze Baby Boutique bazar kely, Baby Goods/Kids Goods, Bazar kely, Toamasina.

Vente accessoires pour bébé de 0 à 5 ans 👶🤱
Et plusieurs articles

📌Lieu : Tamatave, bazar kely en face Tamaga center
📌Ouvert du lundi au samedi de 8h à 17h 30

📞 034 61 019 49

Tongava Maro !!!

11/05/2026

👉Oviana ianao no nahalala hoe Mpivady ra Drenja sy Razoary?

Araho tsy tapaka ny pejy
⬇️⬇️SUIVIE⬇️⬇️

11/11/2025

Rahampitso @ 12 ora atoandro izay misy réaction ambony no mahazo azy ❤️🥰

28/10/2025

Porte bébé🔥🔥 Prix promotion be 💯💯 arrivage voh Tonga 💥 vitsivitsy ihany izy ato annh

# Fayaze Baby Boutique bazar kely

28/10/2025

Volan Rafotsy 100mille nampriminy tao anaty Baiboly. Dia Nangalariny zanak'israely le vola de zah misotro THB 4 ndray korontaniny

coucou daoly antsika eto Tamatave Tonga indray ny promotion piscine gonflable mividy ray de mahazo cadeau surprise ato  ...
26/10/2025

coucou daoly antsika eto Tamatave Tonga indray ny promotion piscine gonflable mividy ray de mahazo cadeau surprise ato 57 bazar kely no misy anay afaka manao Livraison kou zahay 🥰🥰⛹️

24/10/2025

Ireto avy ny nahazo an'ilay fanomezana taminy lalao omaly :
Martinez Vahinala
Imbony Onjaniaina
Sahaza Simoniot
aza adino ny mi abonnez ny page Fayaze Baby Boutique bazar kely

Olona telo  no tsara vintana  lalao ity. Sorato ao @ commentaire hoe " Zah Tia Zaza Kely " ♥️ izay commentaire  03 misy ...
23/10/2025

Olona telo no tsara vintana lalao ity. Sorato ao @ commentaire hoe " Zah Tia Zaza Kely "

♥️ izay commentaire 03 misy réaction maro indrindra tsy mihoatra ary tsy latsaka izay hatramin'ny 12ora atoandro Rahampitso Dia mahazo anlay crédit

❤️ Invitého ny amie nao hanao réaction Ary ilalao ihany koa

❤ Ataovy partage anaty groupe misy anao 🙏

❤ Invitého, @ followers 🙏 EO am commentaire misy commentaire nao💟

Bonne chance ary ooh 🙈 Dia aza adino ny manaraka ny page

🙏TONGAVA MANJIFA KOJAKOJAN ' JAZA KELY ATO @ BOX 57 Bazar kely

bjr aiza daoly antsika maman Tonga ny arrivage fiogo manala katandoa Zaza ntska regny brosse malefaka  mampahazo aina Za...
23/10/2025

bjr aiza daoly antsika maman Tonga ny arrivage fiogo manala katandoa Zaza ntska regny brosse malefaka mampahazo aina Zaza de Tonga manjifa ato box 57 ber kely 🧑‍🍼🧑‍🍼🥰

22/10/2025

aiza daholo nareo maman rehetra Tonga ny arrivages n'y kilalao tsika ato @ box 57 bazar kely,🧑‍🍼🧑‍🍼

Ory maman Tonga ndray zao ny promotion omby ato  57  bazar kely Tongava maro antsik androany iany izahay mandafa moral a...
24/05/2025

Ory maman Tonga ndray zao ny promotion omby ato 57 bazar kely Tongava maro antsik androany iany izahay mandafa moral aza tara eh ,,⛹️🏃🥰

Address

Bazar Kely
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fayaze Baby Boutique bazar kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share