Chadia. Mdg

Chadia. Mdg 💫La passion me guide, l’amour m’inspire, mes creations me révèle 💫
🤗Asa tanana 🇲🇬 Vita Malagasy

📍Tamatave 📞0384347516

✨Ensemble 4 pièces : Chemise & Haut & Short & Pantalon ✨🍀Tissu coton avec motif rayé 🍀 Qualité lamba : malefaka be 🍀 Sho...
05/02/2026

✨Ensemble 4 pièces : Chemise & Haut & Short & Pantalon ✨

🍀Tissu coton avec motif rayé
🍀 Qualité lamba : malefaka be
🍀 Short & Pantalon avec poche
🍀 Afaka micommande 4 pièces, 3 pièces, 2 pièces
🍀 Sur commande ✨
🍀 Taille: S-M-L-XL-XXL

👉 Alefaso ao @ mp ny commande🥰 👈
📞0384347516 📍Toamasina
🛵Manao livraison sy mandefa faritra

💫 Passion 💫 Amour 💫 Création
Chadia. Mdg

🗣: Fa taizah fona ? Kara ts rengirengy si ? 👥: Ehe akato fogna mbola mikarakara raha manjary 😜😜😜Ireto ary ny vaovao eh ❤...
02/02/2026

🗣: Fa taizah fona ? Kara ts rengirengy si ?
👥: Ehe akato fogna mbola mikarakara raha manjary 😜😜😜

Ireto ary ny vaovao eh
❤️Chouchou PM
📍7 pieces ihany
📍Dispo de suite à Tamatave
📍2000 ar/1

❓Manao ahoana ny fanomanana ny fety ao ?Mirary soa an-tsika rehetra 🥰😘
12/12/2025

❓Manao ahoana ny fanomanana ny fety ao ?

Mirary soa an-tsika rehetra 🥰😘

Mankasitra anreo rehetra, ts mandray zaitra décembre tsuny fa ef feno tanterakaZaitra janvier no raisina 🥰😘🥰
07/12/2025

Mankasitra anreo rehetra, ts mandray zaitra décembre tsuny fa ef feno tanteraka
Zaitra janvier no raisina

🥰😘🥰

Mama: « ndri t@ mbola kely ts laitra mintsy rhf mahita appareille, tête de ligne fona sady geste re zao »Zah  :  🥴🥴🥴❤️Ro...
02/12/2025

Mama: « ndri t@ mbola kely ts laitra mintsy rhf mahita appareille, tête de ligne fona sady geste re zao »

Zah : 🥴🥴🥴

❤️Robe dispo sur commande, 3 jours dia livrée ❤️
❤️Tissus coton uni
❤️Prix : 30 000 ar raha fohy / 40 000 ar raha lava

Je viens d’atteindre 100 followers ! Merci pour votre soutien en continu. Je n’aurais jamais pu y arriver sans votre aid...
01/12/2025

Je viens d’atteindre 100 followers ! Merci pour votre soutien en continu. Je n’aurais jamais pu y arriver sans votre aide. 🙏🤗🎉

😁Ensemble gilet et short 😁Novaina kely  gilet ntao lava ary short no nampiarahana t@ny Sur commande hatrany👉mandefa tail...
30/11/2025

😁Ensemble gilet et short 😁

Novaina kely gilet ntao lava ary short no nampiarahana t@ny

Sur commande hatrany👉mandefa taille 👉mandefa couleur

❌qmbola mandray zaitra izahay ❌

🎉Faly Miarahaba An'i Nan Tsa izay mpandresy taminy lalao niarahana taminay .🎉Izy no nahazo reaction be indrindra.🥰Manasa...
30/11/2025

🎉Faly Miarahaba An'i Nan Tsa izay mpandresy taminy lalao niarahana taminay .🎉
Izy no nahazo reaction be indrindra.🥰
Manasa anao izahay hiditra ao hafatra miafina izao.
Mankasitraka antsika rehetra izay nandray anjara rehetra ihany koa.🙏🏼😍

Araho fona ny pejy ah, hisy cadeaux chrismasy ndray
Bisous 😘

😍GIVE AWAY 😍            Jeux an-tsika voalohany 😊😊          Sao ianao no tsara vitana ahazo Jupe short@couleur tinao sy ...
16/11/2025

😍GIVE AWAY 😍
Jeux an-tsika voalohany 😊😊

Sao ianao no tsara vitana ahazo Jupe short@couleur tinao sy ny taillenao 😍😍😍

Mandraisa anjara ary :

🎀 Abonneo ny pejy Chadia.Mdg😍
🎀Inviteo ny namanao hi-j’aime ny page ary alefaso eto ny capture🥰
🎀Partagena en mode public ny publication 😍
🎀Izay be réaction indrindra no mahazo ilay jupe-short, selon la couleur et la taille choisi par la gagnante😘

📌Mifarana ny 30 Novembre ny kilalao 😍
📌Afaka milalao daholo ny avy any Faritra

Bonne Chance daholo !!

15/11/2025

❤️🇲🇬❤️

Waouh 👌👌👌Ilay haut, satin no tissus nampiasaiko teto mba hanome valeur an’ilay izy, tena mihaja kousa ehh ( miaraka  man...
14/11/2025

Waouh 👌👌👌
Ilay haut, satin no tissus nampiasaiko teto mba hanome valeur an’ilay izy, tena mihaja kousa ehh ( miaraka mannequin mahatsiaro tena ho top model mints ah 🥴🥴🥴) dia mbola miaraka @ ilay marron, tena tiko kousa ehh
Coup de cœur ❣

Haut blanc dos nu asymétrique NEW COLLECTION 10 000ar seulement Disponible sur commande Taille XS S M L Livraison partou...
12/11/2025

Haut blanc dos nu asymétrique
NEW COLLECTION
10 000ar seulement
Disponible sur commande
Taille XS S M L
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chadia. Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share