TECH SCOOT Garage

TECH SCOOT Garage Réparation scooter et dépannage moto à Tamatave
Ctc 0347970407

Misaotra betsaka @ fahatokisana Boss jiaby 🤗🤗😊😊Aza misalasala miantso raha misy ilana e
27/10/2025

Misaotra betsaka @ fahatokisana Boss jiaby 🤗🤗😊😊
Aza misalasala miantso raha misy ilana e

Salama e 🤗🤗Ankoatrany fanamboarana moto sy dépannage dia manamboatra clé à choc koa Izahay 🛠️🛠️Aza misalasala miantso e👊...
24/10/2025

Salama e 🤗🤗
Ankoatrany fanamboarana moto sy dépannage dia manamboatra clé à choc koa Izahay 🛠️🛠️
Aza misalasala miantso e👊👊
0347970407
Tamatave

Manambola clé à sock koa izahay
21/10/2025

Manambola clé à sock koa izahay

15/10/2025

Aza misalasala miantso ra sendra taraiky andalana e..
TECH SCOOT GARAGE
0347970407

11/10/2025

Misaotra betsaka ho antsika mpanaraka ny pejy e☺️☺️
Vindage gratuit ho anizay mpanaraka ny pejy @ herinandro ambony e😊😊
N. B enao miantoka menaka a... Main d'œuvre no gratuit 🤗🤗
Aza misalasala miantso e
Ctc 0347970407

Salama e🤗🤗Aza misalasala antsika eto Tamatave e
10/10/2025

Salama e🤗🤗
Aza misalasala antsika eto Tamatave e

07/10/2025

Salama Daholo tsika jiaby e 🤗
Aza misalasala miantso raha ohatra ka :
*en panne eny andalana ny moto
*lany essance eny andalana ka mila anaterana
*ande ho dakana @ garage nay na garage nareo ny moto ra ohatra tsy velona
*Raha mila anaterana pièces nareo na itadiavana.
Izahay TECH SCOOT GARAGE dia vonona ny anampy ànareo hatrany
Tel :0347970407 / 0334928742
Bonne journée daholo e ☺️🤗

04/10/2025

Faly Miarahaba antsika e 😊😊
Manasa antsika anaraka ny pejy fa mety ahasoa antsika misehatra sy mampiasa moto ty e😉😉
Service dépannage sy réparation scooter afaka mamonjy anao na aiza na aiza quartier misy anao eto Tamatave.. Afaka miantso avy hatrany koa ra misy olana ny moto eny andalana..
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manoratra message na miantso ny lahara 0347970407 sy 0334928742
Misaotra e !! ☺️☺️☺️

Address

Tamatave
Toamasina

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TECH SCOOT Garage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share