01/06/2025
🔴valin'ilay Lalao tsika fete de mere🔴
Eto dia ialana tsiny nohon'ny Antony tsy fahasalamana dia zao vao tontosa ilay fizarana loka , koa arabaina ianareo izay nahazo amin'ilay lalao 🤎
AZA MIALA mbola betsaka ny loka ho zaraina eto ka izay abonné Actif indrindra dia mahazo loka hatrany . Merci 🙏 💋