17/05/2026
BONJOUR BONJOUR 😁😁😁
SMILE 😁 BOX akôtran'ny mampifaly ny client @ fanomezana téléphone gamme sous garantie dia ampifaly antsika rehetra mpanao TIK TOK
JEUX SMILE 😁 BOX ahazoana 50.000 Ar 🤑🤑💵💵
Ka toy izao ny conditions de participation :
1_ Mi s'abonner @ Page
2_ Partagena ity Publication ity
3_ Mandalo aty @ boutique manao Trend na vidéo TIK TOK amin'ny Thème TSAPIKY satria izay no maha Toliara antsika Toliara 😉😉
4_ Publiena eo amin'ny commentaire an'ity Publication ity ny Vidéo nalainao
5_Mimentioner olona 10 @ vidéo anao
IZAY VIDÉO BETSAKA RÉACTION INDRINDRA NO MIBOAKA MANDRESY
MANOMBOKA HAMARAY LATSINAINY 17 MAI NY LALAO ANTSIKA ARY TAPITRA NY SABOTSY 22 MAI AMIN'NY 21H
ALAHADY 23 MAI LAZAITSIKA ETO NY "VAINQUEUR NY LALAO"
NY SMILE BOX DIA MISOKATRY LATSINAINY HATRAMIN'I SABOTSY MANOMBOKA 8H KA HATRAMIN'NY 5H30 APRÈS- MIDI
BONNE CHANCE IABY 😁😁