Gasy raitra

Gasy raitra Articles divers: Beauté, santé,vêtements, chaussures...

❌ Réduction 20% bé izao ❌Satria Ireto sisa no dispo e.Atolotra ho an'ny Neny 🥰
28/05/2026

❌ Réduction 20% bé izao ❌
Satria Ireto sisa no dispo e.
Atolotra ho an'ny Neny 🥰

21/10/2025

Disponible chez Gasy Raitra ��

Ireto misy robe mamy Kely @ izao Andro mafana izao ❤️
21/10/2025

Ireto misy robe mamy Kely @ izao Andro mafana izao ❤️

Cucu daholo 😊😊Ireto Ary Ilay robe mamy Kely e 🥰  ❤️Sady mora izy ireo no tsara Kely daholo @ izao Andro mafana izao❤️ 👉R...
20/10/2025

Cucu daholo 😊😊
Ireto Ary Ilay robe mamy Kely e 🥰
❤️Sady mora izy ireo no tsara Kely daholo @ izao Andro mafana izao❤️

👉Raha Maka 3 ianareo dia ataonay gratuit ny livraison

Aza tara Ary o 😊

arrivage mini-robe 👗👗👗
17/10/2025

arrivage mini-robe 👗👗👗

16/08/2025

Tsy ho ela 🥰 💅👗🎽👠

Salama daholo e 😊😊Efa manantona ny volana desambra a, aza miandry fety vao hanao jejojejo 🙂'Ndao atombotsika @ ireto   i...
20/11/2024

Salama daholo e 😊😊
Efa manantona ny volana desambra a, aza miandry fety vao hanao jejojejo 🙂
'Ndao atombotsika @ ireto inoxydable( ato Gasy raitra ireto ary e 😊
Natao mirary dia mirary ny vidiny a satria
🌺collier double: 20 000 ar
🌺Collier uni + boucle d'oreille: 15 000 ar
🌺bracelet :13 000 ar
Aza misalasala ary miditra mp aminay.
Afaka mandefa @ faritra izahay a, ary afaka miara-miasa aminareo avy any koa
Livraison possible.

Gasy raitra

Salama daholo e 😊Indreto ary ilay nandrasana e,ilay firavaka tsy mihofo mamikely   avec boucle d'oreil inoxydableAfaka m...
12/11/2024

Salama daholo e 😊
Indreto ary ilay nandrasana e,ilay firavaka tsy mihofo mamikely
avec boucle d'oreil inoxydable

Afaka mandefa en gros izahay, ho an'ireo izay liana,ary mandefa antsinjarany ihany koa,

Aza misalasala ary miditra MP e 😊
Livraison possible, tanà et Province 🥰

Gasy raitra

Salama daholo e 😊😊 Efa manomana ny tsara indrindra hoanareo izahay a.Aza miala lavitra Ary e 😍 GasGasy raitraijouxinoxyd...
11/11/2024

Salama daholo e 😊😊

Efa manomana ny tsara indrindra hoanareo izahay a.

Aza miala lavitra Ary e 😍
GasGasy raitraijouxinoxydable

Salama daholo e 😊Vao misasaka ny herinandro a,herinandro mavesabesatra satria vita vacance 😊😊😊   @ herinandro ny fanapar...
06/11/2024

Salama daholo e 😊
Vao misasaka ny herinandro a,herinandro mavesabesatra satria vita vacance 😊😊😊
@ herinandro ny fanaparihaana bijoux inoxydable eto @ Gasy raitraitra koa aza miala lavitra Ary e 😍

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy raitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share