Élevage de Cane Corso

Élevage de Cane Corso Tongasoa eto élevage
cane corso🐕‍🦺
☎️:0336890916

Miarahaba ny pikambana rehetra 🫵Efa lany daholo ny chiots fa amin'ny ny manaraka indray ho an'izay Mbola tsy nahazo 💕🫶, ...
11/05/2026

Miarahaba ny pikambana rehetra 🫵
Efa lany daholo ny chiots fa amin'ny ny manaraka indray ho an'izay Mbola tsy nahazo 💕🫶, dia mankasitraka antsika rehetra tompoko 🙏🙏

09/05/2026

Salama daholo ny mpikambana rehetra 🫂
1 sisa izay hanao fondation 👍
Cane corso pédigrée mâle gris 🦮
Vaccin complet 👍
Vermifuge 👍

09/05/2026

Salama daholo ny mpikambana rehetra🫂
1 sisa ilay cane corso pédigrée mâle gris 🦮
Koa aza tara izay mitady fondation tsara ♥️
Vaccin complet 👍 Vermifuge 👍

Salama daholo ny mpikambana rehetr 👍 💕Ity naman-tsika ity no nahazo ny fanomezana t@ lalao natao teto @ élevage de cane ...
30/04/2026

Salama daholo ny mpikambana rehetr 👍 💕
Ity naman-tsika ity no nahazo ny fanomezana t@ lalao natao teto @ élevage de cane corso 🐕‍🦺 ka manasa anao hatrany tsy hanalavitra ny pages 👉🐕‍🦺 fa hisy ny surprise izay atao eto 🥰

Ity ary ny lalao antsika Izay mahavaly ny valiny marina Dia mahazo tée-shirt misy ny logo antsika élevage cane corso 🐕‍🦺...
29/04/2026

Ity ary ny lalao antsika
Izay mahavaly ny valiny marina
Dia mahazo tée-shirt misy ny logo antsika élevage cane corso 🐕‍🦺
+Crédit 20 000ar
Izao ary ilay
Lalao
Iza ary no vadin'i
Amigo (Balou) (Blou) (Ramsès)
Dia iza telo koa no vadin'Bellah

Salama daholo ny mpikambana rehetra 🫱🫲mâle gris roa sisa no tavela ♥️ Cane corso pédigrée 🐕‍🦺 Vaccin complet 👍 Vermifuge...
29/04/2026

Salama daholo ny mpikambana rehetra 🫱🫲mâle gris roa sisa no tavela ♥️ Cane corso pédigrée 🐕‍🦺
Vaccin complet 👍 Vermifuge à jours 🥰 koa aza tara ary fa mahazo tée-shirt misy ny logo élevage de cane corso 🐕‍🦺🦮 izay tonga mialoha 👍

IZAHAY DIA MIVAROTRA TEE-SHIRT 👚👕MISY NY LOGO ÉLEVAGE DE CANE CORSO 🐕‍🦺🦮KOA MANASA ANAO ARY IZAHAY HANDRAY ANJARA  MIRAR...
25/04/2026

IZAHAY DIA MIVAROTRA
TEE-SHIRT 👚👕MISY NY LOGO
ÉLEVAGE DE CANE CORSO 🐕‍🦺🦮
KOA MANASA ANAO ARY IZAHAY
HANDRAY ANJARA MIRARY ♥️

25/04/2026

Miarahaba ny pikambana rehetra ♥️
Mankasitraka an'ireo izay nandray anjara t@ ilay chiot cane corso pédigrée 🐕‍🦺 hoan'izay mbola tsy nahazo kosa dia mbola misy mâle 2 sy femelle 1 koa aza tara ary ny miantso ny
033 68 909 16

Salama daholo 🥰 te halala bebe kokoa momban'ny Cane Corso ve ianareo? indro ary ampahafantarinay anareo ny mombamomban'i...
21/04/2026

Salama daholo 🥰 te halala bebe kokoa momban'ny Cane Corso ve ianareo? indro ary ampahafantarinay anareo ny mombamomban'izy ireny

🐕 Ny Cane Corso
Avy any Italie 🇮🇹
Anisan’ny alika lehibe (grand gabarit) sy matanjaka be
Fohy volo, mora karakaraina
Endrika “impressionnant” sy classe be 😍
💪 Toetrany
Tena miaro (protecteur): miaro be ny tompony sy ny trano
Fidèle be: miraikitra amin’ny maître-ny
Intelligent: mora ampiofanina raha mahay mikarakara azy
Calme (raha ao an-trano): tsy be tabataba raha voaentana tsara
Méfiant amin’olona tsy fantany: izany no mahatonga azy tsara amin’ny sécurité
⚠️ Fa tsy alika “jouet” izy io, mila olona mahay mitazona sy manabe alika kely
🏡 Tombotsoa (avantages)
Gardien naturel: tsy mila alarme intsony 😄
Sécurité pour la famille
Compagnon fidèle: mety amin’ny olona tia alika matanjaka
Look prestige: manome image “classe” ho an’ny tompony
⚠️ Zava-dehibe tokony ho fantatra
Mila éducation sy discipline (dressage)
Mila toerana malalaka sy fanatanjahantena
Tsy mety amin’ny olona tsy manam-potoana mihitsy
Mila tompony “ferme mais gentil”

🔴Aza adino fa mivarotra Cane Corso tonga dia vonona avy hatrany izahay 🫶🥰

Hello ❣️Arrivage bomba be mihitsy anombohana ny fiverenanay eto amin'ny pejy indray Manao livraison izahay Mandrefa any ...
07/04/2025

Hello ❣️
Arrivage bomba be mihitsy anombohana ny fiverenanay eto amin'ny pejy indray
Manao livraison izahay
Mandrefa any amin'ny faritra
Manome prix de gros hoan'ireo izay mbola hanodim-bola ihany koa 🥰
034 25 628 06

Address

Antananarivo

Telephone

+261342562806

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Élevage de Cane Corso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share