Bonia Geek ! Otaku ! Fan de la Popculture !

Bonia va être ta page préférée 💜 🇲🇬

Et petit ou grand enfant, tu trouveras ton bonheur par ici 🥰
C'est aussi une boutique de jouets en ligne ✨

Abonne-toi ! 🤗💜

17/05/2026

Nareo koa ve ohatran'zao t@ avy nijery Drama voalohany ? 😂🥰

Za sy mamanay sy zandrinay dia Ottoke tsy misy farany. 😅💕

Tageo ilay olona mambana Drama 😝🔻

15/05/2026

Goûter kely ho an'ny ankizy amin'ity weekend ity 🥰

Sandwichn'i Kaneki 🥪 amin'ny Tokyo ghoul 😋

14/05/2026

Ito kosa mahatadidy azy daholo e ? 🥰

Efa noresahatsika matetika teto foana ito fa ilay générique mbola tsy nalefa mihintsy 🥹

Dia fantatrareo ve fa série animée made in Italy i Winx ? Nivoka tamin'ny 2002. 😱

Ps : zay ifanarahanareo any fa za hoa Flora 🌸🌿😝

12/05/2026

Tandremo‼️Efa tafiditra anaty genjutsu enao zay mamaky an'ity soratra ity 🐦‍⬛🔴

Partageo any amin'ny namana mba samy ho tratra 😝

11/05/2026

Mahafantatra olona ohatran'izao nareo e ? 😝

Tonton sy tantinen'iza no otran'izao ? 😝 Atsangano ny tanana ary !

10/05/2026

Fantatrareo ve ireto banger be ireto ? 😱🔥

Anime efa taloha kely ireto an, fa tena nahavita zavatra ny olona taloha 🥰

Petite suggestion retro en passant ✨

Misy hafa adinoko ve ? Mba ataovy ao amin'ny commentaire 🥹

10/05/2026

Andao zalahy tohanana ny antsika 🔥✊

C'est une fierté pour nous d'avoir un compatriote qualifié à cette compétition 🥰
Félicitations à toi déjà et j'espère que tu iras le plus loin possible ❤️

Commenter de matchs pour la première fois 🥰 c'était une très belle expérience. Natahoatra kely za tamin'ny voalohany sat...
09/05/2026

Commenter de matchs pour la première fois 🥰 c'était une très belle expérience. Natahoatra kely za tamin'ny voalohany satria zavatra vaovao be mbola tsy natao. 😅

Aujourd'hui s'est déroulée la finale du MDG Draft League auquel j'ai eu l'honneur d'être une commentatrice 🥰 ( match Pokemon ilay izy)

Félicitations au grand vainqueur Tomirina 🔥 et aussi à tous les autres joueurs ! GG zalah ✨

Merci à toute l'équipe et à la du geek ❤️
Et à toutes les personnes présentes 🌷

À la prochaine fois saison j'espère 🥰

08/05/2026

Je monte un lego et on discute 🥰

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 22:00
Tuesday 08:00 - 22:00
Wednesday 08:00 - 22:00
Thursday 08:00 - 22:00
Friday 08:00 - 22:00
Saturday 08:00 - 22:00

Telephone

+261347450471

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bonia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share