25/01/2024
Salama aby o!
Iresaka momba ny massage facial tsika androany.
Ireo amin'ny sary ireo no antony ilana ny massage facial fa ho fanampiko an'ireo dia manampy amin'ny fitazomana ny oditra ho tanora (peau jeune et tonique), manala avizanana indrindra mou isika ilay miasa be mampiasa maso amin'ny ordinateur.
Afaka manao automassage tsika ao antrano 5 à 10 min in 3 isan'andro dia ampy. Iny maraina iny no tsara anaovana azy mba analana anle tarehy mibinabina avy natory.
Crème fampiasanao andavanandro dia afaka anaovana azy.
Na menaka à base d'amande douce, carottes etc... fa ts dia tsara ny peau grasse mampiasa menaka 😊.
Izahay dia afaka mandray anareo izay tia anao massage à prix tena généreux. Massage facial à 10000 ar
Contact: 0340611645