H-ntsoa pastry

H-ntsoa pastry Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from H-ntsoa pastry, Antananarivo.

Si vous avez visité notre page Facebook et que vous êtes intéressé par l'achat d'un de nos produits, n'hésitez pas à nous envoyer un message ou à nous contacter directement merci.

Mba ataovy ao amin'ny commentaires hoe Ilay animé tiny Zaza anareo be iny?🥰❤️         Dia asio ny opérateur ampiasanao s...
19/05/2026

Mba ataovy ao amin'ny commentaires hoe Ilay animé tiny Zaza anareo be iny?🥰❤️

Dia asio ny opérateur ampiasanao sao voasarika ahazo crédit enao❤️🥰

Fandraisanay commande mitohy fona an, na anniversaire na fête de mère sy izay événements anareo rehetra ❤️




Manjakely androany 🥰❤️    Tsy voatery miandry fête de mère angeh vao anao commande fa n'a anniversaire Ary dia lasa ity❤...
19/05/2026

Manjakely androany 🥰❤️
Tsy voatery miandry fête de mère angeh vao anao commande fa n'a anniversaire Ary dia lasa ity❤️🥰

Efa akaiky oa zany fête de mère zany sao tsy ahazo eo indray , efa amin'ny 31 mai angeh , nefa 26 mai amin'ny semaine ambony farany fandraisanay commande 🥰❤️




Arabaina indray aloha I Maman Tyméo  fa IZY no tsara vita nahazo Ilay box cupcakes 6 pieces   Efa tena nierana Této mou ...
18/05/2026

Arabaina indray aloha I Maman Tyméo fa IZY no tsara vita nahazo Ilay box cupcakes 6 pieces

Efa tena nierana Této mou hoe Raha tsy alainy tompony Ilay cupcakes tamin'ny lalao farany dia averinay atao tirage 🥰❤️

Rapitso kosa récupération aty ambohinaorina sabotsy namehana entre 8h-10h

Mankasitraka be dia be anareo nandray anjara ❤️🥰




Efa hatrizay angeh no be mpitia ireto box anay ireto euh🥰    Tena hoe feno modèle isakarazany ato fa sationany ireto. Bo...
18/05/2026

Efa hatrizay angeh no be mpitia ireto box anay ireto euh🥰
Tena hoe feno modèle isakarazany ato fa sationany ireto. Box vanille na ultra chocolat 🍫🤤

Avec gâteau pour 4 personnes et des cupcakes très moelleux GM 🥰❤️

Aza misy niala intsony fa Rehefa avieo tirage am❤️🥰

Fandraisanay commande rehetra kosa dia mitohy fona miaraka amin'ny box promo 🥰




Akotran'ny box dia misy an'ireto modèle ireto koa amin'ny fête de mère     Saveur: vanille ou forêt noire ou ultra choco...
18/05/2026

Akotran'ny box dia misy an'ireto modèle ireto koa amin'ny fête de mère

Saveur: vanille ou forêt noire ou ultra chocolat 🍫🤎

A partir de 6 personne Ary mini prix fona ihany

26 mai Fona farany fandraisanay commande fête de mère Ary 31 mai irery ihany livraison,
Récupération kosa afaka atao 30 mai na 31 mai




MBA omeo Zavatra farak'izay mamy  Ilay tokana antsika iny 🥰❤️          An'isany be mpanao commande ato aminay ny box ave...
18/05/2026

MBA omeo Zavatra farak'izay mamy Ilay tokana antsika iny 🥰❤️

An'isany be mpanao commande ato aminay ny box avec cupcakes

Vanille ou ultra chocolat
A partir 26.000ar dia mitondra mody enao, gâteau pour 4 personne miaraka avec :
- 2 piece de cupcakes GM
- 5 pièces de cupcakes GM
- 8 pièces de cupcakes GM

Ho asinay lalao Kely hisatarana ny herin'andro ❤️🥰

JP box cupcakes 6 pièces + mentionné namanao+ partager+ réaction

Rariva no mivaly lalao Ary izay afaka manao récupération ihany no aoka ilalao, rapitso recuperation 🥰❤️

26 mai no mifarana fandraisanay commande, Ary misy modèle box maromaro ao anaty pejy.




Offres fêtes de mère à mini prix 🥰❤️          Somary novainay Kely Ilay offres satria ireto be mpitia indrindra, Sady at...
17/05/2026

Offres fêtes de mère à mini prix 🥰❤️

Somary novainay Kely Ilay offres satria ireto be mpitia indrindra, Sady ataonay promotion be mifanaraka ny budget ny tsirairay 🥰❤️

Box vanille ou ultra chocolat : gâteau pour 4 avec :
- 2 piece de cupcakes GM
- 5 pièces de cupcakes GM
- 8 pièces de cupcakes GM

Ireo modèle photo réel anay ireo irery disponible an❤️🥰

26 mai farany fandraisanay commande, livraison possible si centre ville 31 mai

Récupération ambohinaorina sabotsy namehana a partir 9h -15h




Célébrez avec nous le premier anniversaire de votre bébé avec des décorations personnalisées, comestibles ou non comesti...
17/05/2026

Célébrez avec nous le premier anniversaire de votre bébé avec des décorations personnalisées, comestibles ou non comestibles.🥰❤️

Prise de commande, 3-5 jours avant ❤️🥰




Box vanille sa ultra chocolat 🍫🤤🥰         Sombiny amin'ny modèle fotsiny ireo an..  Raha tsy Tonga Katramin'ny mp amiko ...
17/05/2026

Box vanille sa ultra chocolat 🍫🤤🥰

Sombiny amin'ny modèle fotsiny ireo an..

Raha tsy Tonga Katramin'ny mp amiko Katramin'ny rariva Ilay tsara vitana tamin'ny lalao omaly nahazo Ilay cupcakes dia averinay tirage ka alaina rapitso Ilay IZY🥰❤️

Hifanarana tsara aloha satria matetika dia taraiky ato fona Ilay loka ka nefa Rehefa omenay ankizy 3 Andro aty aorina vao Tonga tompony ?

Mety amitsika vé? ❤️🥰




Misy box otrizao koa ato aminay an..🥰❤️      Gâteau pour 4 personnes + 2 pièces de cupcakes GM    A mini prix fona , sa ...
16/05/2026

Misy box otrizao koa ato aminay an..🥰❤️

Gâteau pour 4 personnes + 2 pièces de cupcakes GM

A mini prix fona , sa asina promotion amin'ny fête de mère ? 🥰❤️

I Fy Tiko  indray Ary tsara vitana nahazo Ilay cupcakes 6 pièces 🥰❤️   Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara dia a...
16/05/2026

I Fy Tiko indray Ary tsara vitana nahazo Ilay cupcakes 6 pièces 🥰❤️

Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara dia aza Adino fa rapitso Ilay récupération ❤️🥰




Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00

Telephone

+261346616734

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when H-ntsoa pastry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share