Évasion Massage

Évasion Massage Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Évasion Massage, Antananarivo.

💆‍♀️ Évasion Massage
Votre parenthèse de bien-être.
✨ Anti-stress | Prénatal | Relaxation | Muscles | Shiatsu
Retrouvez sérénité et vitalité.
☎️ Réservations : 038 72 406 12

🌿 MASSAGE ANTI-STRESS (1H) 🌿Fanorana manokana mampitony sy manala ny raritsaina✅ Ny tombony ho anao :• Saina tony : Mana...
21/04/2026

🌿 MASSAGE ANTI-STRESS (1H) 🌿

Fanorana manokana mampitony sy manala ny raritsaina

✅ Ny tombony ho anao :

• Saina tony : Manala ny rarin-tsaina sy ny tebiteby rehetra.
• Vatana maivana : Mampitony ny hozatra sy ny vizaka.
• Tsy miala ao an-trano : Izahay no manatona anao miaraka amin'ny kojakoja rehetra.

💰 Tolotra :

• 25 000 Ar (1 séance)
• 65 000 Ar (Pack 3 séances)

📞 Rdv: 038 72 406 12

✨ SOIN ÉQUILIBRÉ ✨Maniry hanana filaminatsaina sy vatana salama ve ianao?Natokana ho anao indrindra ity:• Soin du visage...
21/04/2026

✨ SOIN ÉQUILIBRÉ ✨

Maniry hanana filaminatsaina sy vatana salama ve ianao?
Natokana ho anao indrindra ity:

• Soin du visage
• Massage
• Detox

✅ Ny tombony ho anao:

• Fanorana manokana mampifandanja ny saina sy ny vatana.
• Filaminana tanteraka: Tsy miala ao an-trano ianao.
• Fitoniana maharitra ho an'ny fahasalamanao.

💰 Sarany: 150 000 Ar isam-bolana
📍 Antananarivo sy ny manodidina
📞 RDV: 038 72 406 12

21/04/2026

🌿 EVASION MASSAGE 🌿

💆‍♀️ Ny massage dia misoroka aretina maro
✔️ Mampihena stress
✔️ Mampitony ny vatana
✔️ Manampy tamin’ny torimaso

✨ Andramo , ary mazahò aina tsara 🫰

📍 A domicile
💰 25 000 Ar / 1h

📩 Réservez
+ 261 38 72 406 12

TOLOTRA MANOKANA : PACK SÉANCES 3 🌸✨Tsy ampy ny indray mandeha hanalana ny harerahana! Safidio ny Pack mifanaraka aminao...
20/04/2026

TOLOTRA MANOKANA : PACK SÉANCES 3 🌸✨

Tsy ampy ny indray mandeha hanalana ny harerahana!

Safidio ny Pack mifanaraka aminao (Massage 1h) :

🌿 PACK SÉRÉNITÉ (Anti-stress / Maman) : 65 000 Ar
🌊 PACK DÉTENTE (Relaxation) : 85 000 Ar
💪 PACK RÉCUPÉRATION (Musculaire) : 120 000 Ar

Mendrika hiala sasatra ny vatanao!
Toerana milamina sy madio no miandry anao.

📞 Réservation : 038 72 406 12

🇲🇬 🌊 FIALAN-TSASATRA TANTERAKA ✨Reraka be ve ny saina sy ny vatana? Tonga dia mivily ato amin'ny Évasion Massage.✅ Massa...
20/04/2026

🇲🇬 🌊 FIALAN-TSASATRA TANTERAKA ✨

Reraka be ve ny saina sy ny vatana?

Tonga dia mivily ato amin'ny Évasion Massage.

✅ Massage Relaxant : 35 000 Ar fotsiny
✅ Durée : 40 min feno

Aza mampijaly tena fa tongava maka aina amin'ny vidiny mirary!

📞 RDV : 038 72 406 12

HO ANAO RENY MITONDRA VOHOKA🤰✨Mavesatra ve ny vatana sy ny tongotra? Omeo fialan-tsasatra mamy ny tenanao sy ny zanakao....
20/04/2026

HO ANAO RENY MITONDRA VOHOKA🤰✨

Mavesatra ve ny vatana sy ny tongotra?
Omeo fialan-tsasatra mamy ny tenanao sy ny zanakao.

✅ Manala fanaintainana
✅ Mampitony saina sy vatana
✅ Malefaka sy azo antoka

Aza miandry vizana vao maka aina! 🌸

📞 RDV : 038 72 406 12

🛑 STOP AU STRESS ! ✨Be loatra ve ny rarin-tsaina (stress)?Natao ho anao ny Massage Anti-Stress ao amin'ny Évasion Massag...
20/04/2026

🛑 STOP AU STRESS ! ✨

Be loatra ve ny rarin-tsaina (stress)?

Natao ho anao ny Massage Anti-Stress ao amin'ny Évasion Massage.

✅ Mampitony ny saina
✅ Manala ny havizanana
✅ Manampy anao hatory tsara

Omeo fahafaham-po ny vatanao! 🧘‍♀️🌊

📞 RDV : 038 72 406 12

10/07/2024

TONGASOA
BIENVENUE
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Miarahaba ny mpikambana vaovao rehetra tompoko🙏

Address

Antananarivo

Telephone

+261346436321

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Évasion Massage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share