Reniko izy, ary izaho zanany: Mama Maria

Reniko izy, ary izaho zanany: Mama Maria Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Reniko izy, ary izaho zanany: Mama Maria, Apparel & Clothing, San Antonio, NM.

Today we remember Saint John the Apostle, known as the beloved disciple. He witnessed Jesus’ life, death, and resurrecti...
12/27/2025

Today we remember Saint John the Apostle, known as the beloved disciple. He witnessed Jesus’ life, death, and resurrection, and cared for Mary.
Author of the Gospel of John and Revelation, his example invites us all, wherever we are, to live with faith, love, and hope.
Saint John
Pray for us

💀👦🏻🤶🏻🥹 Tovolahy 14 taona niverina ny aina rehefa niantsoantso mafy sady nikiakiaka ny reniny!Tovolahy iray 14 taona, ant...
07/17/2025

💀👦🏻🤶🏻🥹 Tovolahy 14 taona niverina ny aina rehefa niantsoantso mafy sady nikiakiaka ny reniny!

Tovolahy iray 14 taona, antsoina hoe John Smith, no nolazain'ny dokotera fa maty ara klinika satria efa 15 minitra no nijanona tao anaty rano raha izy tratran'ny loza tao anaty rano iny ary tsy nisy aina intsony na fahamantarana fahavelomana… 😞

Fa tampoka teo, nitaraina mafy ilay reniny sady nitomany be tao amin’ny efitrano fitsaboana ka nihiaka hoe:
👉 « Fanahy Masina ô, avereno aminay ny zanako! » 🙏💔

Tamin’izay fotoana izay dia nanomboka niverina nidoboka indray ny fony! ❤️⚡

Zava-nitranga tsy nampoizina izany, tany Missouri (Etazonia) tamin'ny taona 2015, ary nahagaga ireo ny mpitsaboana maoderina mihitsy aza. 🏥❗

Tsy vitan’ny hoe niverin'aina fotsiny ilay zazalahy, fa sitrana tanteraka mihintsy — tsy nisy fahasimbana akory ny atidohany 🧠✨!

Natao tatitra ara-pitsaboana sy nohamafisin’ny vavolombelona ilay tantara. Lasa nanoratra boky ny reniny 📖💞, ary namoaka sarimihetsika mitondra ny lohateny hoe “Breakthrough” 🎬📚

Ankehitriny dia velona sy salama tsara i John, ary lasa mariky ny finoana sy fahagagana amin’ny tontolon’ny fitsaboana 🙌🕊️💫.

Cute Babies

Santé Naturelle AINA SOA

Indray andro, nipetraka tao amin’ny efitranony i Papa Fransoa, nanao vavaka mangina. Nisy telephone naneno tampoka.Naka ...
04/26/2025

Indray andro, nipetraka tao amin’ny efitranony i Papa Fransoa, nanao vavaka mangina. Nisy telephone naneno tampoka.

Naka ilay finday izy, tsy dia mahazatra azy izany, dia namaly tamim-panetren-tena:

— "Allô, eto amin'ny Papa Fransoa ianao."

Taitra ilay olona, dia niteny hoe:

— "Diso numero angamba aho... tsy nieritreritra aho hoe tena Papa Fransoa mihitsy no tonga dia miresaka amiko!"

Dia namaly am-pihomehezana i Papa:

— "Izaho ihany ity... ary aza matahotra, tsy mampidi-doza ny miresaka amin’ny Papa amin’ny telephone!"

Dia nanohy ilay olona, menatra kely:

— "Mba mety ho afaka miteny amin’Andriamanitra koa ve aho raha izao aho no miantso azy ?"

Nitsiky malefaka i Papa Fransoa ka niteny:

— "Tena afaka mihitsy ianao ... tsy mila finday akory, ampy ny vavaka sy ny fonao!"

Hafatra:

"Tsy mila telephone hiantsoana Andriamanitra. Ampy ny vavaka sy ny fitiavana ao am-po!"

Masina Maria, Renin'Andriamanitra. Mivavaha hoanay mpanota. Ankehitriny ary Mandrakizay. AMEN
01/09/2025

Masina Maria, Renin'Andriamanitra. Mivavaha hoanay mpanota. Ankehitriny ary Mandrakizay. AMEN

FAHAIZA_MIAINA REHEFA AO AM_PIANGONAN➡️Fadio re ny manome biscuits,bonbon ankizy satria rehefa mivavaka izany mila mifan...
12/29/2024

FAHAIZA_MIAINA REHEFA AO AM_PIANGONAN
➡️Fadio re ny manome biscuits,bonbon ankizy satria rehefa mivavaka izany mila mifantoka ka tonga dia vokiso miala avy any antrano ny ankizy...
➡️Ny fitafy tompoko jupe fohy kely , pantalon manaran_tena dia mamaritra mihitsy ny silipo aza hoentina any am_piangonana fa ataovy zay fitafy mendrika hoentina any am_piangonana no anaovana
➡️Ny finday tompoko ataovy "mode silencieux" na vonoy mba ho fanajana ny hafa ...
➡️Aza mivoka miditra ary mandingana olona lava satria maro ny olona tsy tia kotabaina rehefa any am_piangonana...
➡️Rehefa hitanao fa mivavaka ilay olona eo akaikinao ka te hivoka tampoka ianao dia miandrasa Kely mandra_pahavitany ny vavaka fa tsy mbola hisisika handeha ihany ianao...
➡️Bedeso ny zaza rehefa mipelipelika mandede erakiny fiangonana fa tsy avela fotsiny...

NINDRAMINA,
Source: SOA HO ANAO

Alahady 29 Desambra 2024: 𝗔𝗟𝗔𝗛𝗔𝗗𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗩𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔:  Iza avy moa no mandrafitra ny fianakaviana Masina? 👉Ny alaha...
12/29/2024

Alahady 29 Desambra 2024: 𝗔𝗟𝗔𝗛𝗔𝗗𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗩𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔:

Iza avy moa no mandrafitra ny fianakaviana Masina?


👉Ny alahady aorian'ny Noely, ny Eglizy no mankalaza ny fetin'ny Fianakaviana Masina izay ahitana an'i Jesoa, Masina Maria ary Md Josefa. Ity fety ity no ohatra tsara alai-tahaka ho an'ny fianakaviana iray: miara-miaina, na inona na inona toetra samihafa, fa mitoetra ho tafaray amin’ny fitiavana.

🙏Aoka anie ny fianakaviantsika ho tonga "Fianakaviana masina" eo anivon'izao tontolo izao.

Izahay eto dia mirary fety sambatra hoantsika fianakaviana Kristianina rehetra.

Androany no famaranana ny POSADA teto@Paroasy Md Ferdinand eto Los Angeles,  izay herinandro nanamarihana ny làlana izay...
12/22/2024

Androany no famaranana ny POSADA teto@Paroasy Md Ferdinand eto Los Angeles, izay herinandro nanamarihana ny làlana izay nodiavin'i Masina Maria sy Masindahy Joseph nakany Betlehema.

Izy ity moa dia fanaovana Raozery sady dia-mivavaka hiarahan'ny Kristianina, ka entina lanjaina amin'izany ny sarivongan'i Masina Maria sy Masindahy Joseph nandeha tany Betlehema.

Miombom-bavaka amintsika rehetra.
Mirary Noely mahafinaritra

Address

San Antonio, NM

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Reniko izy, ary izaho zanany: Mama Maria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Reniko izy, ary izaho zanany: Mama Maria:

Shortcuts

Share