10/05/2026
🌟🌟 Tongasoa eto amin’ny Kalo Kanto ✨
🌟 Ndao hiaino sy hiaina ireo ventsoventsom-po voarakitra anaty rindran-tononkalo 🤎🖋️
💭 “Satria indraindray, ny tononkalo no feon’ny fo mangina…”
✨Fa ny teny rehefa voarindra dia lasa kanto,
ary ny fo rehefa miteny dia lasa tononkalo. 🤎
PoetaMalagasy
Following Kalo Kanto