07/11/2025
Mini imprimante mafatifaty kely 🥰
Tsy mila encre fa papier thermique no miasa aminy
Refa lany d afaka soloina 😊
Tsy misahirana mividy pile fa charger na 😊
Efa misy rouleau de papier thermique miaraka aminy
Mora oentina
Mp ary ny commande o 😊😊