Renah'Top

Renah'Top Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Renah'Top, Antananarivo.

14/01/2024

Tinareo ko v茅馃グ馃グ馃グ

14/01/2024

馃槂馃槂馃槂

Misy tia chocolat toa ahy v茅Tao am Chocolaterie Robert Antanimena Tena trop bon馃憣馃憣馃グ馃挐
11/01/2024

Misy tia chocolat toa ahy v茅
Tao am Chocolaterie Robert Antanimena
Tena trop bon馃憣馃憣馃グ馃挐

MPISOLOKY ZANAK'OLONA !!!!!0341229761.Mody manao mampalaelo be izy mampiresaka any am mp.Amparitao ho hitan'ny olona sao...
23/08/2023

MPISOLOKY ZANAK'OLONA !!!!!
0341229761.
Mody manao mampalaelo be izy mampiresaka any am mp.
Amparitao ho hitan'ny olona sao misy ho voasolokiny any 鈽猴笍鈽猴笍鈽猴笍

16/08/2023

Inona n sakafo tsy ho hadinonao mihintsy na ef MILLIARDAIRES aza ianao馃槀馃ぃ馃槄

06/08/2023

Samy milaza ny ambanivohitra niaviany indray ary sao dia misy mpihavana ato

VAVAKA FIFONANA sy FANETREN-TENAJesoa 么, mitambesatra ato amiko loatra ny vesatry ny fahotako. Reko Tompo 么 fa manalavit...
27/07/2023

VAVAKA FIFONANA sy FANETREN-TENA

Jesoa 么, mitambesatra ato amiko loatra ny vesatry ny fahotako. Reko Tompo 么 fa manalavitra Anao aho, tsapako fa tsy ilay lalana nosoritanao ho ahy no diaviko hany ka menatra aho na dia ny hiatrika ny Tavanao aza. Ankehitriny anefa, indro aho manatona Anao indray , velariko eto anatrehanao ny fahotako ary HIFONAKO Aminao avokoa izany. Ary fenoy herin'ny Fanahy Masinao aho raha sitrakao, ampatsiahivo ahy ilay fitiavana voalohany nahatonga ahy hanaraka Anao Jesoa 么 mba hahafahako mitoetra, manana finoana tsara o***a, mba tsy hanotako Aminao intsony. Misaotra Jesoa 么, AMEN!!!

Tsindrio ny "Partager" raha maniry ny hizara izany vavaka izany amin'ny namanao ianao. Mahereza!

21/07/2023
19/07/2023

NY BOUTTON J鈥橝IME NAREO KOA VE NIOVA NY FEONY REHEFA TSINDRINA?

Lamako 馃憦馃憦馃憦
07/07/2023

Lamako 馃憦馃憦馃憦

06/07/2023

?
- Mihinana sakafo => dia avoaka facebook
- Nahazo dipl么ma => dia avoaka facebook
- Mandeha vacances => dia avoaka facebook
- Haka BEPC ny zokiny => dia avoaka facebook
- Afaka CEPE ny zandriny => dia avoaka facebook
- Vita batisa => dia avoaka facebook
- ...

Tsy haintsika mihitsy ilay facebook! Ny "vie priv茅e" rehetra avadika ho "information publique" eto daholo !

Te hidera tena : jereo, afaka bepc ny zanako, jereo tsara be ny sakafonay tany @ restaurant, jereo nahazo dipl么ma izaho ... Tsy mizara traikefa, na fomba tsara fanao, fa tonga hampidera taim-bakona fotsiny ! Rehefa avy anefa be taraina : aza miditra @ fiainako ee, fiainanao jerena fa tsy ahy e ! Ka le fiainanao mihitsy anie no aderanao hiaraha-mahita sy hiaraha-midinika eto @ serasera e !
(Ho avy hivatravatra ao amin'ny commentaire ao ry zareo ireo)
Vavahadin'ny maman'i Lova 么么h !

hoy Firehana Sosialista

26/01/2023

Tena ilaintsika rehetra ity ,
Zarao fa mila an'io koa ny namana sy famille rehetra

馃敶 ILAINA ny ''CODE IMEI''
indrindra rehefa sanatria very ny t茅l茅phone 馃摫

1- DIENY IZAO :
- Mila alainao ary tehirizinao ny CODE IMEI (Identification Mobile Equipement International) ny telephone anao.

- Misy an'io avokoa ny t茅l茅phone rehetra 馃摫
Izao dia ampidiro ny * #06 # afahanao mijery azy (miseho hoazy ny CODE IMEI, izay miisa 15 rehefa vita ny fampidirana an'io bundle voalaza eo ambony io)

- Tehirizo tsara izany fa io no ahafahana mijery sy manaraka ny findainao raha sanatria very..

2- RAHA SANATRIA KOSA VERY NY TELEPHONE:

a- Alefanao amin'ity adiresy mailaka ity ilay numero IMEI : [email protected]

b- Ampiarahanao amin'ireto fampafantarana momba anao ireto
Votre nom:_________________________
Adresse:___________________________
Mod猫le de tt茅l茅phone ______________
Objet:______________________________
Dernier utilis茅 No. :_________________
E-mail pour la communication: _____
Date manqu茅e: ____________________
Num茅ro IMEI: _____________________

c- Afaka 24 ora aorian'ny handefasanao ireo dia tonga ao amin'ny adiresy mailaka anao ''ny toerana misy io t茅l茅phone io miaraka amin'ny numero n'ny puce mampiasa azy''

d- Io information omena anao io (toerana sy numeron'ny mpampiasa azy) no omenao ny polisy na andehananao mijery ny t茅l茅phone nao.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Renah'Top posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share