Ny Onja Razafindrakoto

Ny Onja Razafindrakoto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Onja Razafindrakoto, Antananarivo.

apetrako eto ity sao misy intéressées😊
05/05/2026

apetrako eto ity sao misy intéressées😊

30/04/2026

samy mijery ny maquillage sy ny génération Ary aloha ato e🥰🥰

ho antsika izay Mila fanampina dia aza misalasala miantso amn'io numéro ambany io,manao an'ireo service reo zareoIto Ila...
29/04/2026

ho antsika izay Mila fanampina dia aza misalasala miantso amn'io numéro ambany io,manao an'ireo service reo zareo
Ito Ilay contact izay Mila fa tsy ao anati affiche
0331500537

22/04/2026
oui oui,
21/04/2026

oui oui,

bonne journée 😚😘😚
20/04/2026

bonne journée 😚😘😚

😉
19/04/2026

😉

18/04/2026

À la recherche d’opportunités dans l’événementiel ! ✨
Dynamique, souriante et à l’aise avec le contact humain, je suis actuellement à la recherche d’un contrat à long terme en tant qu’hôtesse d’accueil ou animatrice de vente.
J’ai un réel sens du service, une bonne présentation et j’aime représenter des marques lors d’événements, promotions ou actions commerciales.
Disponible, sérieuse et motivée, je suis prête à m’investir pleinement pour offrir une excellente expérience aux clients.
📩 N’hésitez pas à me contacter en message privé pour toute opportunité ou collaboration.
🙏 Merci de partager autour de vous !

18/04/2026

Salama daholo ooo😉
Niova ny anaran'ny pagen-tsika fa somary ihakatra level Kely ato ho ato☺️☺️☺️
Fa kosa tsy mampiova ireo Zavatra izay efa nataoko tato aminy page hatramin'izay(vente en ligne directe sy vente photos) fa somary misokatra kosa amin'ny fiaraha-miasa amin'ny resaka Agence d'événements Kely ny tenako manomboka izao dia izay ny anton'ilay anarana somary professionnel kokoa
Mankasitraka antsika rehetra mpanaraka ato sahady aminy fanarahana hatrany n'y pejy😉😉

19/03/2026

coucou 😊😊😊
tsy hita daholo Ilay mpanaraka ahy ato🧐🧐🧐
Mbolo ato v nareo ,MBA mipotraha Kely aloha fa alefako amin'izay Ilay jeux

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Onja Razafindrakoto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share