Pasteure La Méssagère

Pasteure La Méssagère Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pasteure La Méssagère, Antananarivo.

28/05/2026

Tout est déjà accompli ❤️

26/05/2026

Ny olona manaja AN'ANDRIAMANITRA dia tsy maintsy mahita vokatra

25/05/2026
23/05/2026

🔥 PENTECÔTE 2026 – DÉVERSEMENT DU SAINT-ESPRIT 🔥

Ry havana malala ô, tonga ny fotoana hiainana ny herin’ny Fanahy Masina!
Aza mijanona ho mpijery fotsiny fa tongava handray ny hosotry ny Tompo sy ny fahafenoan’ny Fanahy Masina.

🕊️ “Fa handray hery ianareo rehefa hilatsahan’ny Fanahy Masina aminareo.”
📖 Asa 1:8

✨ Fotoana lehibe iray ahitana : 🙏 Vavaka sy fanompoam-pivavahana
🎶 Fiderana & fanandratana
🔥 Fandrarahana ny Fanahy Masina
🕊️ Hosotry ny Fanahy Masina ho an’ny fiainana sy ny fanompoana

📅 Alahady 24 Mai 2026
⏰ Manomboka amin’ny 08:00 maraina
📍 Collège Hercule Ambodimanga Besarety

🎙️ Mpitory : Pst. Rajo Rabarimanana mivady

💫 Raha mila : ✔️ Hery ara-panahy
✔️ Fanavaozana
✔️ Fahasitranana sy famelomana
✔️ Fampiasan’Andriamanitra amin’ny fiainanao

➡️ Tongava fa misy fikasihan’ny Fanahy Masina miandry anao!

📢 Asao ny namanao sy ny ankohonanao rehetra.
🔥 PENTECÔTE 2026 — fotoana tsy tokony ho diso anjara!

👉Mandania ora maro hitokanana mivavaka 👉Manokana tena hivavahana👉Mananà fandavan-tena hivavahana 👉Aza atao antan-drevaka...
22/05/2026

👉Mandania ora maro hitokanana mivavaka
👉Manokana tena hivavahana
👉Mananà fandavan-tena hivavahana
👉Aza atao antan-drevaka ny fiainam-bavakao
SAROBIDY NY VAVAKA
💌💌💌MANANÀ FAHARETANA MIVAVAKA

01/08/2025

Teny soa mahafaly
N'1🫂

Address

Antananarivo

Telephone

+261383705879

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pasteure La Méssagère posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share