Ny Vaovaontsika

  • Home
  • Ny Vaovaontsika

Ny Vaovaontsika ๐™ƒ๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™š๐™ฉ๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ซ๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ค ๐™ก๐™š๐™๐™ž๐™—๐™š ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™š๐™ฉ๐™ค ๐™ˆ๐™–๐™™๐™–๐™œ๐™–๐™จ๐™ž๐™ ๐™–๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ซ๐™š๐™ก๐™–๐™ฃ๐™ฎ, ๐™ž๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™™๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฅ๐™ค๐™ก๐™ž๐™ฉ๐™ž๐™ ๐™–, ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™–๐™ง๐™–๐™๐™–-๐™ข๐™ค๐™ฃ๐™ž๐™ฃ๐™–, ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™ค๐™š-๐™ ๐™–๐™ง๐™š๐™ฃ๐™–.
(8)

๐Ÿ˜… ๐—›๐—œ๐—ง๐—” ๐—ง๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก-๐——๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—˜๐—ก๐—ฌ
14/07/2026

๐Ÿ˜… ๐—›๐—œ๐—ง๐—” ๐—ง๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก-๐——๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—˜๐—ก๐—ฌ

๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ทโ€ผ๏ธ๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฅ๐—œ๐—ž๐—” ๐—ก๐—ฌ  '๐—œ ๐—™๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—” ๐—œ   Tonga nanatrika ny fetim-pirenen'i   ny filoha teo aloha   androany ๐Ÿ“ทArphine Rahelisoa
14/07/2026

๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ทโ€ผ๏ธ๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฅ๐—œ๐—ž๐—” ๐—ก๐—ฌ '๐—œ ๐—™๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—” ๐—œ
Tonga nanatrika ny fetim-pirenen'i ny filoha teo aloha androany

๐Ÿ“ทArphine Rahelisoa

๐Ÿ˜„โ€ผ๏ธ๐—ญ๐—”๐—ญ๐—” ๐— ๐—”๐—›๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ   ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—›๐—ข๐—˜  #๐—›๐—”๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—— ๐—ง๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—ฃ๐—˜๐—ฅ๐—ขฬ€Taorianโ€™ny zava-bitanโ€™i   taminโ€™ny Mondialy 2026 dia   vao teraka m...
14/07/2026

๐Ÿ˜„โ€ผ๏ธ๐—ญ๐—”๐—ญ๐—” ๐— ๐—”๐—›๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—›๐—ข๐—˜ #๐—›๐—”๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—— ๐—ง๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—ฃ๐—˜๐—ฅ๐—ขฬ€
Taorianโ€™ny zava-bitanโ€™i taminโ€™ny Mondialy 2026 dia vao teraka maherinโ€™ny 500 tany Perรฒ no nomena ny .
๐Ÿ“Œ Anisanโ€™izany ny 468 nantsoina hoe Haaland ary 91 kosa nomena ny anarana feno hoe , ka i Perรฒ no firenena ahitana zaza maro indrindra mitondra izany izany.

๐Ÿ”Œโ€ผ๏ธ๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—œ๐—ž๐—”๐—ฆ๐—” ๐—›๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—”  #๐—ง๐—”๐—ฅ๐—œ๐—•๐—ฌ, ๐—ก๐—œ๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ž๐—” ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ง๐—”๐—ฃ๐—”๐—›๐—”๐—ก-๐—๐—œ๐—ฅ๐—ข ๐—ง๐—”๐—ข  #๐—ง๐—ข๐—”๐— ๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ก๐—”Nisy fahatapahan-jiro faobe tao Toamasina n...
14/07/2026

๐Ÿ”Œโ€ผ๏ธ๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—œ๐—ž๐—”๐—ฆ๐—” ๐—›๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” #๐—ง๐—”๐—ฅ๐—œ๐—•๐—ฌ, ๐—ก๐—œ๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ž๐—” ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ง๐—”๐—ฃ๐—”๐—›๐—”๐—ก-๐—๐—œ๐—ฅ๐—ข ๐—ง๐—”๐—ข #๐—ง๐—ข๐—”๐— ๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ก๐—”
Nisy fahatapahan-jiro faobe tao Toamasina ny marainan'ny 14 Jolay 2026. Araka ny fitsirihana nataon'ny JIRAMA sy dia nisy nikasa tariby tamin'ireo zotra ENELEC 1 sy ENELEC 2, ka io no antony nahatonga ny olana.
๐Ÿ“Œ Mba hitohizan'ny famatsiana herinaratra dia vonjimaika amin'ny ENELEC 3 ireo zotra voakasika, ary mitohy ny asa sy fanamafisana ny tambazotran-jiro.

ยฉ๏ธ MEH

๐Ÿ˜ขโ€ผ๏ธ ๐—ญ๐—”๐—ญ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐Ÿญ๐Ÿญ ๐—ง๐—”๐—ข๐—ก๐—”  #๐—•๐—˜๐—ฉ๐—ข๐—›๐—ข๐—ž๐—” ๐—ก๐—”๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ  #๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ž๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ก๐—ฌZazavavy kely 11 taona no voalaza fa   vokatry ny herisetra ara-no...
14/07/2026

๐Ÿ˜ขโ€ผ๏ธ ๐—ญ๐—”๐—ญ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐Ÿญ๐Ÿญ ๐—ง๐—”๐—ข๐—ก๐—” #๐—•๐—˜๐—ฉ๐—ข๐—›๐—ข๐—ž๐—” ๐—ก๐—”๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ #๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ž๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ก๐—ฌ
Zazavavy kely 11 taona no voalaza fa vokatry ny herisetra ara-nofo nataon'ny .
๐Ÿ“Œ Raha ny loharanom-baovao dia hiatrika ao amin'ny Hopitaly Be Tamatave ity zazavavy kely ity amin'izao fotoana izao.

ยฉ๏ธ Kamy Ndiamahazo
( Sary fanehoana IA )

โšฝโ€ผ๏ธ๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐—ฆ๐—ข๐—ก๐—œ๐—”  #๐—™๐—œ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ  #๐—ฃ๐—ฆ๐—š ๐—œ  Nanasonia fifanarahana matihanina voalohany tamin'ny   i Marie Estella L...
14/07/2026

โšฝโ€ผ๏ธ๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐—ฆ๐—ข๐—ก๐—œ๐—” #๐—™๐—œ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ #๐—ฃ๐—ฆ๐—š ๐—œ
Nanasonia fifanarahana matihanina voalohany tamin'ny i Marie Estella Lafontaine, 17 taona, zanak'i Nosy Be Hell-Ville. Haharitra hatramin'ny taona 2029 ny .
๐Ÿ“Œ Tafiditra tao amin'ny akademian'ny izy tamin'ny 2024, lasa tompondakan'i , ary efa niakatra nilalao tamin'ny ekipa voalohany. Tamin'ny Febroary 2026 dia nahafaty baolina roa ( ) izy tamin'ny fandresen'ny PSG 3-0 nanoloana an'i Thonon ร‰vian.

๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท ๐— ๐—”๐—ก๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—” ๐—ก๐—ฌ   ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—œ  #๐—™๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—” Ny 14 Jolay no fetim-pirenena any Frantsa, fahatsiarovana ny fanafihana ny   tami...
14/07/2026

๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท ๐— ๐—”๐—ก๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—œ #๐—™๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—”
Ny 14 Jolay no fetim-pirenena any Frantsa, fahatsiarovana ny fanafihana ny tamin'ny taona 1789, izay nanamarika ny fiandohan'ny . Mariky ny fitondrana mpanjaka tsy refesi-mandidy ny tamin'izany fotoana izany.
๐Ÿ“Œ Nitarika fanovana lehibe teo amin'ny tantaran'i Frantsa io io, niaro ny fahafahana sy ny fitovian-jo. Isan-taona dia amin'ny matso miaramila, afomanga ary lanonana samihafa ny firenena ny 14 Jolay.

๐Ÿ’ฅโ€ผ๏ธ๐—”๐—ข๐—ž๐—” ๐—›๐—ข  #๐—•๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ž๐—” ๐—ก๐—ข๐—›๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ  #๐—”๐—ฆ๐—” ๐—ง๐—”๐—ก๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—”๐—›๐—œ๐—ก๐—” ๐—›๐—ข๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—”๐— ๐—•๐—˜๐—ก'๐—ก๐—ฌ  #๐—˜๐—ฉ๐—˜๐—ž๐—” Nilaza ny Monsenera Andri...
14/07/2026

๐Ÿ’ฅโ€ผ๏ธ๐—”๐—ข๐—ž๐—” ๐—›๐—ข #๐—•๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ž๐—” ๐—ก๐—ข๐—›๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ #๐—”๐—ฆ๐—” ๐—ง๐—”๐—ก๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—”๐—›๐—œ๐—ก๐—” ๐—›๐—ข๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—”๐— ๐—•๐—˜๐—ก'๐—ก๐—ฌ #๐—˜๐—ฉ๐—˜๐—ž๐—”
Nilaza ny Monsenera Andriantsoavina Jean Pascal, filoha lefitry ny fa efa tsapa ny ezaka izay ataon'ny fitondrana manoloan'ny 'ny vahoaka. Na izany aza " aoka ho betsaka no ny teny ambara ny asa taterahina sao variana ka mahazo vahana ny hoy izy.
๐Ÿ“Œ Mitodika amin'ireo mpitondra ireo ray amandreny ara-panahy ary mitaky ny mikasika ny tena anton'ireny tranga mapihorohoro ireny, mba tsy ho very anjavony toy . Io no nasongadin'ny Fivondronamben'ny Eveka manoloana ny sy vono olona miseo eto amin'ny firenena.

ยฉ๏ธ Gazetiko

๐Ÿ˜ฒโ€ผ๏ธ๐—ฉ๐—”๐—ฅ๐—ฌ   ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—”๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—ฌ  #๐—ก๐—ข๐—š๐—œ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—”๐—ข ๐— ๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ก๐—๐—ข,  Vary 1 316 kitapo tsy maintsy nogiazana tao Mitsinjo, Toliara II, noho ...
13/07/2026

๐Ÿ˜ฒโ€ผ๏ธ๐—ฉ๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—”๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—ฌ #๐—ก๐—ข๐—š๐—œ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—”๐—ข ๐— ๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ก๐—๐—ข,
Vary 1 316 kitapo tsy maintsy nogiazana tao Mitsinjo, Toliara II, noho ny ahiahy fa nisy vary nafangaro tamin'ny vary efa voamarina ho azo hanina. Ireo vary ireo dia avy any Toamasina ary tratran'ny hamandoana nandritra ny fandalovan'ny rivodoza .
๐Ÿ“Œ Rehefa nosavaina dia natokana ny vary tsara sy ny vary simba. Eo am-piandrasana ny hanovana ny vary simba ho sakafom-biby anefa dia voalaza fa nisy ampahany tamin'ireo vary simba ka nafangaro tamin'ny vary efa nahazo taratasy , ka nahatonga ny Minisitera nisambotra sy nampiato ny fivarotana azy.

๐Ÿ’ฅโ€ผ๏ธ๐—ก๐—œ๐—ข๐—™๐—”๐—ก๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—›๐—”๐—ก๐—”๐—ข  #๐—™๐—”๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—™๐—œ๐——๐—ฌ ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฉ๐—”๐—ข๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—ข๐—ก๐—ง๐—ข๐—Ÿ๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—Ÿ๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ  #๐— ๐—ฃ๐—œ๐—™๐—œ๐——๐—ฌ.Nahavita fiofanana ire...
13/07/2026

๐Ÿ’ฅโ€ผ๏ธ๐—ก๐—œ๐—ข๐—™๐—”๐—ก๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—›๐—”๐—ก๐—”๐—ข #๐—™๐—”๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—™๐—œ๐——๐—ฌ ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฉ๐—”๐—ข๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—ข๐—ก๐—ง๐—ข๐—Ÿ๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—Ÿ๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ #๐— ๐—ฃ๐—œ๐—™๐—œ๐——๐—ฌ.
Nahavita fiofanana ireo hanao ny fanisana ny mpifidy miisa 40 ao amin'ny Faritra , izay handeha hampiofana indray ireo any anivon'ny kaominina. Hentitra ny : listra feno, marina, eken'ny rehetra ary manara-dalร na. Ny Mpitondrateny Voalohan'ny , Anitra Rakotoarisoa no nitondra ny fanofanana.

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Vaovaontsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Clothing Store?

Share