Tia KATA.page

Tia KATA.page Vente de vêtements secondhand pour femmes

bonsoir les filles🌸Tsy manadino anareo fa mikarakara vahiny efa nandrasana ela❤️👶Hiverina ihany fa aza matahotra.Mirary ...
30/03/2026

bonsoir les filles🌸

Tsy manadino anareo fa mikarakara vahiny efa nandrasana ela❤️👶

Hiverina ihany fa aza matahotra.

Mirary soa daholo🥰bisous bisous💋

🌸🌈Coucou mes amoours🌸🌈💚Iza no mbola tsy nahazo akanjo Pâques??💚Malaky ary fa tsaaaara😍😍😍izy ao❤️‍🔥❤️‍🔥🎀Livraison maneran...
17/04/2025

🌸🌈Coucou mes amoours🌸🌈

💚Iza no mbola tsy nahazo akanjo Pâques??💚

Malaky ary fa tsaaaara😍😍😍izy ao❤️‍🔥❤️‍🔥

🎀Livraison manerana ny Nosy🎀

DM avy hatrany.Ndao💋💋💋bon shopping

🍀🌷Hello les filles🌷🍀Ho avy ny fety dia mila manao akanjo vaovao mo ooh🤭😍Aza tara ary fa manjakely daholo izy ao an💖‼️Man...
10/04/2025

🍀🌷Hello les filles🌷🍀

Ho avy ny fety dia mila manao akanjo vaovao mo ooh🤭😍

Aza tara ary fa manjakely daholo izy ao an💖

‼️Mandefa erak'i Mada‼️

Ndao!!bon shopping💋💋💋

✨✨A R R I V A G E •• R O B E✨✨Satria fantatray fa tia zavatra tsara sady mora ianareo dia aza miala aminay 😍😍fa ataonay ...
04/04/2025

✨✨A R R I V A G E •• R O B E✨✨

Satria fantatray fa tia zavatra tsara sady mora ianareo dia aza miala aminay 😍😍fa ataonay afapo 🤗♥️

🍀Alaivo haingana izay mety🌸

Livraison manerana ny Mada🛵

💜💜Les filles💜💜Ndao indray😍😍Raha misy ny olona tsotra sy azo ifampiresahana dia i mme Tia KATA.Aza misalasala manoratra D...
27/03/2025

💜💜Les filles💜💜

Ndao indray😍😍

Raha misy ny olona tsotra sy azo ifampiresahana dia i mme Tia KATA.Aza misalasala manoratra DM raha misy mety ary🍒🍃

✅Mandefa erak’i Mada izahay an📌

Let’s go🌸💋

🦋🦋Hello les filles🩷🩷R O B E S choisies avec amour pour vousdetails sous chaque photo🍃Livraison dans tout Mada🛵let’s go💋💋
20/03/2025

🦋🦋Hello les filles🩷🩷

R O B E S choisies avec amour pour vous

details sous chaque photo🍃

Livraison dans tout Mada🛵

let’s go💋💋

🔥Coucou les filles🍒•• A R R I V A G E •• R O B E ••Details sous chaque photo🛵Livraison dans tout Mada🚌☎️+261 34 55 097 9...
15/03/2025

🔥Coucou les filles🍒

•• A R R I V A G E •• R O B E ••

Details sous chaque photo

🛵Livraison dans tout Mada🚌

☎️+261 34 55 097 99

🍀🍀A R R I V A G E   ••  A R R I V A G E🔥🔥Tinay be rehefa le afapo be iny ianareo Dia itondranay zavatra MAMIBE foana❌TSA...
30/01/2025

🍀🍀A R R I V A G E •• A R R I V A G E🔥🔥

Tinay be rehefa le afapo be iny ianareo
Dia itondranay zavatra MAMIBE foana

❌TSARA anefa MORA❌

Ndao indray ary e.Alaivo haingana 🤩🤩

🌸Detail ao ambany sary tsirairay🌸

✅Mandefa 🚌

📞+261 34 55 097 99

🍀🍀A R R I V A G E   ••  A R R I V A G E🔥🔥Tinay be rehefa le afapo be iny ianareo Dia itondranay zavatra MAMIBE foana❌Rap...
30/01/2025

🍀🍀A R R I V A G E •• A R R I V A G E🔥🔥

Tinay be rehefa le afapo be iny ianareo
Dia itondranay zavatra MAMIBE foana

❌Rapport qualité prix❌

Ndao indray ary e.Alaivo haingana 🤩🤩

🌸Detail ao ambany sary tsirairay🌸

✅Mandefa 🚌

📞+261 34 55 097 99

🍀🍀Hey Girlzz🌸🌸🦋ROBES🦋JUPES🦋HAUTSMafatifaty be daholo😍must have👌🏼••Ao ambany sary ny détails ••Ndao ary💋💋☎️+261 34 55 097...
24/01/2025

🍀🍀Hey Girlzz🌸🌸

🦋ROBES
🦋JUPES
🦋HAUTS

Mafatifaty be daholo😍must have👌🏼
••Ao ambany sary ny détails ••

Ndao ary💋💋

☎️+261 34 55 097 99

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261325092557

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia KATA.page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tia KATA.page:

Share