Fanou

Fanou Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fanou, Design & Fashion, .

Tratran’ny asaramanitra🇲🇬🥰
26/06/2024

Tratran’ny asaramanitra🇲🇬🥰

Ny fiarahana dia tsy maintsy mandalo dingana telo (3) 1- Dingana voalohany : ilay mbola mafinaritra be,le mbola mahazo t...
23/06/2024

Ny fiarahana dia tsy maintsy mandalo dingana telo (3)

1- Dingana voalohany : ilay mbola mafinaritra be,le mbola mahazo teny mamy foana,tsisy ady2.
Sms vao maraina,bip2 kely amin ataondro ary appel alohany atory.

2-Dingana faharoa : ilay manomboka mifamalimaly,efa manomboka mifankaita toetra.
Manomboka mahita ny kilema na toetra ratsiny ilay iray.Io no dingana sarotra indrindra ary eo matetika misaraka ny couple iray,mifanome tsiny aminy kilemany ilay olon-tina.

3 - Dingana fahatelo: ilay dingana tsara indrindra satria raha tsy nisaraka teo amin ilay dingana faharoa d possible tsy isaraka intsony.
Rehefa tinao ny olona iray ka na itanao ary ny fahelemeny dia mahay mifampiresaka,mahay mamaha ny olana.Tsy mila teny mandratra,na vazavaza fa mianatra mitia an ilay olona.

Dingana faha firy ianao izao?

Indrana 🥰

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Clothing Store?

Share