Ria Chic

Ria Chic "✨ Découvrez des vêtements stylés, modernes et accessibles.

Simple, rapide, et toujours à la mode. 🌟"



Articles Fripperies ,Livraison Rapide🚠

🌸 CONDITIONS GÉNÉRALES DES VENTES   🌸Tongasoa eto amin’ny pejy Ria Chic 🤍Mangataka anao izahay mba hamaky tsara ireto fe...
21/03/2026

🌸 CONDITIONS GÉNÉRALES DES VENTES 🌸

Tongasoa eto amin’ny pejy Ria Chic 🤍
Mangataka anao izahay mba hamaky tsara ireto fepetra ireto alohan’ny hanaovana commande. Misaotra indrindra 🙏

🛍️ COMMANDE

❤Jereo tsara ny taille sy ny prix ny article tsirairay
❤Raha misy fanontaniana dia afaka mandefa message privé ianao 💬

➡️ Raha hanao commande :
Alefaso amin’ny message privé :
❤JP +Photos ou capture ilay entana tianao alaina
❤Contact marina tsara
❤Lieu précis
❤Tsy manao réservation sans avance izahay

⚡ 1er arrivé = 1er servi

💰 MODE DE PAIEMENT

❤Paiement en espèces amin’ny fotoana ny livraison
❤Raha mvola : + frais de retrait

🚚 LIVRAISON

❤Alatsinainy hatramin'ny Asabotsy
❤Tsy misy heure fixe ⏰
❤Miankina amin’ny parcours an’ilay livreur

⚠️ RETOUR

❤Tsy misy retour ny entana raha efa lasa ny livreur
❤Koa hamarino tsara ny entana alohan’ny handraisana azy

🫱🏻‍🫲🏽 Misaotra anao nifidy an’i Ria Chic
Vonona hanome ny tsara ho anao hatrany izahay ✨

Address

Antananarivo

Telephone

+261343690889

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ria Chic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Clothing Store?

Share