17/04/2026
Einschulung!
Salama daholo indray o!
Ho anareo ray aman-dreny izay manana zanaka hampidirina hianatra an-tsekoly „Einschulung“ amin`inty taona inty dia efa mandray komandy „Schultüte “indray ny tenako, hoan `izay te hampanjaitra.
„Schultüte“ vita amin´ny lamba coton, hasiana anarana sy petakofehy, sady hafakely , hazo tehirizina hatao ondana.
Ho anaeo izay liana sy te hampanjaitra dia hafaka mifandray amiko hatrany!Schultüte mit Rohling und Inlett Kissen.
Raha tsy aty Berlin ianao no mipetraka dia halefa dhl ny "Shultüte Set"
Die Einschulung ist ein prägendes Lebensereignis für jedes Kind.
Eine selbstgenähte Schultüte passt auch an diesem besonderen Tag für das Kind und/oder als Geschenk für seine Lieben.
Ich nähe gern auch Schultüten und nach Ihren Wünschen.
Wer Interesse hat, kann sich jederzeit bei mir melden.