Jejo Vanity

Jejo Vanity vente articles de mode et sports
livraison Tana-Province
+261 34 16 087 54

Atombotsika  ny Arrivage 🎧 Écouteurs RECRSI EA-12 – Lightning iPhone📌 Spécifications :🔌 Connecteur : Lightning (compatib...
16/05/2026

Atombotsika ny Arrivage
🎧 Écouteurs RECRSI EA-12 – Lightning iPhone
📌 Spécifications :
🔌 Connecteur : Lightning (compatible iPhone/iPad)
🎵 Qualité audio : Hi-Fi Sound / Stereo
🎙️ Micro intégré : Oui
🎚️ Contrôle filaire :
Volume +
Volume –
Réponse/Appel
👂 Type : Semi In-Ear
📱 Compatibilité :
iPhone série Lightning
iPad compatible Lightning
🎧 Utilisation :
Musique
Appels
Vidéos
Gaming léger
🎨 Couleur : Blanc
📦 Modèle : RECRSI EA-12
✅ Son clair
✅ Léger et confortable
✅ Plug & Play
✅ Micro pour appels et réseaux sociaux
💲50.000ar
📞034 16 087 54
🚚 Livraison disponible

Coucou mes Jejo🥰🥰🥰Tsy heno ela ela fa eto ihany😊😊Ndao anao coucou Kely Dia izay tsara vitana omeko crédit 🤗🤗
14/05/2026

Coucou mes Jejo🥰🥰🥰
Tsy heno ela ela fa eto ihany😊😊
Ndao anao coucou Kely Dia izay tsara vitana omeko crédit 🤗🤗

04/05/2026

Eo be fotsiny aloha 🤣🤣🤣

FIFANOHANANA eo amin'ny MPIVADY 💞 Tsy natao hiady ny mpivady…fa natao ho ekipa iray.Rehefa reraka ny iray,👉 ny iray kosa...
23/04/2026

FIFANOHANANA eo amin'ny MPIVADY

💞 Tsy natao hiady ny mpivady…
fa natao ho ekipa iray.

Rehefa reraka ny iray,
👉 ny iray kosa manohana.
Rehefa lavo ny iray,
👉 ny iray kosa manangana.

👉 Ny fanambadiana dia tsy hoe: “izaho sy ianao”,
fa “isika miatrika ny fiainana”.

👉 Aza avela hiady irery ny vadinao…
fa mijoroa eo anilany, na amin’ny tsara na amin’ny sarotra.

👉 Anontanio ny vadinao:
“Inona no azoko anohanana anao androany ?”

👉 Asehoy amin’ny asa fa eo ianao, fa tsy amin’ny teny ihany.

💬 Mentionné-o ny vadinao dia lazao: “Eo foana aho hanohana anao hatrany ❤️”

🙏 Ho mafy o***a anie ny fitiavanareo!

Tokatrano sy Fanambadiana araka an'Andriamanitra

Vitsy ny lehilahy mahazaka vehivavy manana toetra matanjaka (caractère affirmé) sy toe-tsaina matanjaka (forte personnal...
11/04/2026

Vitsy ny lehilahy mahazaka vehivavy manana toetra matanjaka (caractère affirmé) sy toe-tsaina matanjaka (forte personnalité) . Maro anefa no mitsirititra azy ireny, saingy rehefa tafiaraka aminy dia matahotra. Ohatran'ny hoe toa miavonavona, be mokondoha , misetrasetra, maditra, tsy voafehy … matoky tena be loatra.

Nefa, ao ambadik'izany rehetra izany dia vehivavy tsotra sy malefaka , be fangorahana sy fanetre-tena ary be fitiavana sy tambitamby izy ireny.

Izay sendra azy dia mahatsapa fa vehivavy tsy manaiky mora ny ho fitahina izy ireo, ary ny fiainana no namolavola azy ho vehivavy "matanjaka " (femme difficile), indrindra ho an'ireo izay tsy mitovy aminy. Satria, sady tsy manaiky lembenana izy no mahay mankatò, ary na izy miteny na izy mangina...

Ela ela tsy nisy Arrivage isika ☺️☺️Ireto aloha misy masaka azo arosoSady prix promotions be daholo Tout à 15 000ar oui ...
09/04/2026

Ela ela tsy nisy Arrivage isika ☺️☺️
Ireto aloha misy masaka azo aroso
Sady prix promotions be daholo
Tout à 15 000ar oui 15 000ar(Leggings)
Brasserie 7000ar maka plus des 3 mahazo 5000ar😱
Livraison Tana-Province
Mp ou 034 16 087 54

💍🏡 “Rehefa manambady ianao, ny vadinao no lasa laharam-pahamehana.” 🏡💍   Rehefa manapa-kevitra hanambady ny lehilahy ira...
18/03/2026

💍🏡 “Rehefa manambady ianao, ny vadinao no lasa laharam-pahamehana.” 🏡💍

Rehefa manapa-kevitra hanambady ny lehilahy iray dia miova ny fiainany. 🔄
Tsy mandeha irery intsony izy. 🚶‍♂️❌
Ankehitriny dia misy vehivavy eo anilany, ilay nofidiny hano***a ny ankehitriny sy ny hoaviny miaraka aminy. 👩‍❤️‍👨🤍✨

Noho izany, ny vadinao no tokony ho voalohany. 🥇💞
Tsy midika izany hoe tsy tia ny fianakavianao intsony ianao 👨‍👩‍👧‍👦
na hoe tsy zava-dehibe intsony ny reninao. 👩‍🦳❤️

Fa satria ny vadinao no mpiara-dia aminao amin’ny fiainana. 🤝💍
Izy no olona iarahanao manangana tokantrano. 🏡👨‍👩‍👧✨
Izy no iarahanao mizara fanapahan-kevitra, nofy ary andraikitra. 💭📌🤲

Mendrika fanajana izy. 🙏❤️
Mendrika ho raisina an-tsaina izy. 💡👩
Mendrika fanapahan-kevitra iarahana izy. 🤝🗣️

Mendrika teny mampifaly azy izy. 💬💞
Mendrika fijery manome lanja azy. 👀✨
Ary fihetsika mampiseho fa eo anilanao izy, fa tsy any aoriana. 👩‍❤️‍👨➡️🤍

Satria rehefa misy lehilahy manontany sy miresaka ny zava-drehetra amin’ny reniny 👩‍👦
fa mamela ny vadiny ho any ivelany… 🚪
dia misy hafatra mazava alefany, na dia tsy lazainy aza izany. 💭⚠️
Ary tsy misy vehivavy te ho faharoa ao amin’ny fanambadiany. 💔👰

Tsy mila omenao zavatra rehetra ny vadinao. 🎁❌
Tsy mila fampanantenana na harena be akory izy. 💎❌
Fa ny tena ilainy dia zavatra tsotra kokoa… 🌸✨

🔸💞 Mahatsapa fa izy no laharam-pahamehanao.
🔸💞 Mahatsapa fa izy no nofidinao.
🔸💞 Mahatsapa fa hajainao izy.
🔸💞 Mahatsapa fa mafy sy azo antoka ny toerany eo anilanao. 🏡🤍

Satria rehefa mahatsapa ho zava-dehibe ny vehivavy 👩❤️
dia manome ny fony manontolo ho an’ny tokantranony izy. 🏡💖👨‍👩‍👧
Fa rehefa atao toy ny tsy hita izy… 👤❌
dia manomboka mirodana tsikelikely ny fifandraisana. 💔😔

Ary tsotra ny marina:

Raha tsy ataonao mahatsapa ho zava-dehibe ilay olona nifidy hiara-dàlana aminao… 👣❤️

mety hisy olona hafa hanao izany. 💭⚠️💔

Ponne zoulneé Daholo 😘😘😘
14/03/2026

Ponne zoulneé Daholo 😘😘😘

😊 Les hormones du bonheur 😊1️⃣ Endorphines 💪Le sport, le rire et même un peu de cacao peuvent aider à stimuler les endor...
11/03/2026

😊 Les hormones du bonheur 😊

1️⃣ Endorphines 💪
Le sport, le rire et même un peu de cacao peuvent aider à stimuler les endorphines. Une petite marche ou une séance de sport suffit souvent à améliorer l’humeur. On oublie parfois que rire avec des amis est aussi un vrai booster naturel.

2️⃣ Sérotonine ☀️
La lumière du soleil, un bain chaud et des fruits frais peuvent soutenir la production de sérotonine. Sortir quelques minutes dehors fait souvent plus de bien qu’on ne le pense.

3️⃣ Ocytocine 🤗
Les câlins, le contact avec les animaux et les petits plaisirs comme le miel peuvent favoriser l’ocytocine. Beaucoup de gens sous-estiment à quel point un moment de tendresse peut changer la journée.

4️⃣ Dopamine 🎧
Prendre soin de soi, écouter de la musique ou savourer un fruit comme la pastèque peut aider à stimuler la dopamine. Parfois on cherche des solutions compliquées alors que de petites choses simples suffisent.

Hey les Jejo👋🥰🥰Alefako 25.000ar ny 1 oui 25.000ar😱😱Qualité tena tsara,mp ou 034 16 087 54
09/02/2026

Hey les Jejo👋🥰🥰
Alefako 25.000ar ny 1 oui 25.000ar😱😱
Qualité tena tsara,mp ou 034 16 087 54

Salma daholo ôIza mo lay nitady mannequin femme tato? Afaka mandefa mp  fa misy entier sy bustier alefako mora atoTonga ...
31/01/2026

Salma daholo ô
Iza mo lay nitady mannequin femme tato? Afaka mandefa mp fa misy entier sy bustier alefako
mora ato
Tonga Dia MBA miantso azafady
034 16 087 54

Address

Alasora

Telephone

+261346690994

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jejo Vanity posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category