A'Bazary

A'Bazary A'bazary valorise le vita gasy et vente les Articles fait main par les artisans Malagasy.

🛒 – Tsena A’Bazary Mivarotra karazana entana toy ny : fatapera, sobika, boîte ndrakitra, savoka, tapis, sahafa, karakara...
29/06/2026

🛒 – Tsena A’Bazary

Mivarotra karazana entana toy ny : fatapera, sobika, boîte ndrakitra, savoka, tapis, sahafa, karakara patana.

📍 Misy anay eto amin’ny arrêt-bus Ambanidia Tsena.

✨ Tongava manjifa vokatra vita Malagasy ! 🇲🇬

📞 Antsoy ny 034 138 21 95 raha mila fanazavana ! 📲

📍 Point de repère A’bazary : Ambanidia Tsena, arrêt de bus 🚌
27/05/2026

📍 Point de repère A’bazary : Ambanidia Tsena, arrêt de bus 🚌

🔥 Venez découvrir le Fatapera Mitsitsy 🔥Retrouvez-nous au A’bazary !📍 Nous sommes situés à Ambanidia, à l’arrêt bus du m...
24/08/2025

🔥 Venez découvrir le Fatapera Mitsitsy 🔥
Retrouvez-nous au A’bazary !

📍 Nous sommes situés à Ambanidia, à l’arrêt bus du marché.

👉 Passez nous voir et choisissez le fatapera économique qui vous aide à économiser énergie et argent !

Tsena A’Bazary : Arrivage fatana akazobe 😀Tongava manjifa eh !Vidiny : 6.000 ArRaha maka maro ianao dia mahazo prix de g...
16/06/2025

Tsena A’Bazary : Arrivage fatana akazobe 😀

Tongava manjifa eh !

Vidiny : 6.000 Ar

Raha maka maro ianao dia mahazo prix de gros 😉

🔥 Tsena A’Bazary – Ambanidia (Arrêt bus) 🔥🚩 Mivarotra fatapera isan-karazany izahay !👉 Jereo eto ambany ireo karazana fa...
14/06/2025

🔥 Tsena A’Bazary – Ambanidia (Arrêt bus) 🔥

🚩 Mivarotra fatapera isan-karazany izahay !

👉 Jereo eto ambany ireo karazana fatapera misy
👉 Afaka manao livraison raha manodidina an’Ambanidia

📞 Antsoy ny laharana : 034 138 2195

Efa misy arrivage     an 👈Mirehitra tsara no sady mitsitsy 😁Repère : arrêt bus Ambanidia tsenaMisokatra foana izahay man...
13/04/2025

Efa misy arrivage an 👈

Mirehitra tsara no sady mitsitsy 😁

Repère : arrêt bus Ambanidia tsena

Misokatra foana izahay manomboka ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy !

Tongava mitsidika raha mila fatapera mahomby sy maharitra.

Tongava manjiva eh☺️
09/04/2025

Tongava manjiva eh☺️

Eo amin'ny Arrêt bus tsena Ambanida no misy anay eh☺️Tongava manjifa fatapera fa efa misy karazany maro2 indray ao eh.
09/04/2025

Eo amin'ny Arrêt bus tsena Ambanida no misy anay eh☺️

Tongava manjifa fatapera fa efa misy karazany maro2 indray ao eh.

🛒  – Tsena A’BazaryDia mivarotra ireo karazana fatana maro tohin'ny :✅ Fatana mitsitsy ♻️✅ Fatana mifono vy 🔩✅ Fatana ta...
05/02/2025

🛒 – Tsena A’Bazary

Dia mivarotra ireo karazana fatana maro tohin'ny :

✅ Fatana mitsitsy ♻️
✅ Fatana mifono vy 🔩
✅ Fatana tanimanga (Akazobe) 🏺

📍 Misy anay eto amin’ny arrêt-bus Ambanidia Tsena.

✨ Tongava manjifa ny vita malagasy ! 🇲🇬

📞 Antsoy ny 034 138 21 95 raha mila fanazavana ! 📲

Address

Ambanidia

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A'Bazary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category