12/07/2026
π’ FIANARANA FANAFARANA ENTANA AVY ANY CHINE β HO AN'NY VAO MANOMBOKA
Te hianatra hanafatra entana avy any Chine nefa tsy mahalala hoe aiza no hanombohana?
Ity fiofanana ity dia natao indrindra ho an'ireo mbola tsy mahay. Hianatra tsikelikely ianao, manomboka amin'ny fanokafana kaonty ka hatramin'ny fahatongavan'ny entana eto Madagasikara.
π Hianaranao:
β
Inona no atao hoe fanafarana entana avy any Chine?
β
Ahoana ny fomba hanafarana entana tsikelikely, na dia vao manomboka aza.
β
Fomba fitadiavana fournisseur azo antoka.
β
Fomba hifidianana entana tsara kalitao amin'ny vidiny mora.
β
Fanokafana kaonty amin'ny 1688, Taobao ary Pinduoduo.
β
Fomba fandoavana ny entana.
β
Fomba fandefasana entana hatrany Madagasikara.
β
Torohevitra hisorohana ny hosoka sy ny fahaverezan'ny vola.
β
Fanampiana sy valin-teny mandritra ny fiofanana.
π
Fidirana: Sabotsy 18 Jolay 2026
π Ambohimanarinaπ 8:30 β 12:00 / 14:00 - 16:30
π‘ Raisina foana ianao na dia tara aza.π° Tsy voatery hampiasa vola be vao afaka manafatra entana. Hatoronay ny fomba hanombohana amin'ny tetibola mifanaraka aminao.
π― Ataovy fahafahanao izao hianarana teknika afaka hanampy anao hanomboka na hampivelatra ny varotrao.
π Toerana voafetra, misorata anarana dieny izao!
βοΈ NB : Mandefa contact mialoha izay hanatrika fiofanana ary afaka mandray izay te hanafatra entana ihany koa.