Andasibee

Andasibee Production et mise en vente de miel

M.mmirary krismasy sambatra sy taom-baovao m.mmatsiro no m.mmamy bee.e ho anao, ho antsika, ho azy ireo 🐝 🖤
23/12/2025

M.mmirary krismasy sambatra sy taom-baovao m.mmatsiro no m.mmamy bee.e ho anao, ho antsika, ho azy ireo 🐝 🖤

Fanampi-panazavàna: Indraindray ny tantely azonareo somary marihitra, indraindray nefa somary ranony na ny lokony aza sa...
03/12/2025

Fanampi-panazavàna:

Indraindray ny tantely azonareo somary marihitra, indraindray nefa somary ranony na ny lokony aza samihafa. Avy any andasibe foana ihany izy ireny. Ny antony mahatonga izany dia noho ny toetrandro sy ny sakafony. Misaotra foana/sahady @ fahatokisanareo rehetra.

Misy aty ra mitady an!

Manao ultra trail ve ianao (hazakazaka lavitra ezaka anaty natiora) na fanatanjahantena hafa? Izao dia efa mihinàna Anda...
21/11/2025

Manao ultra trail ve ianao (hazakazaka lavitra ezaka anaty natiora) na fanatanjahantena hafa?

Izao dia efa mihinàna Andasibee fa hanampy anao @ fanomanana rehetra, ny tanjona tratrarinao izy!

Manome hery, manatanjaka ary mahatonga lavitra…valeur sûre e!

Pimaso an i Un Ultra Trail pour renaître

Tantely lehibe sy kely @ vidiny: 17500ar ny 700g 10000ar ny 350g

Alors... début de semaine en mode soft puisque je m'apprête à vivre 3 jours épiques...
Pour moi ce sera en mode prépa- autant mentale que physique d'ailleurs. Je vais faire les courses en solo 🙃
Pas d'objectif chrono mais j'espère faire les 127 km sans trop de bobos.

Vendredi : 48 km
Samedi : 47 km
Dimanche: 32 km

*Et bien-sûr jamais sans mon miel de chez Andasibee 😋


Jeux Olympiques de la Robotique any Panama @ izao fotoana izao! Misolo Tena ary mitondra avo ny firenena izy ireo! Hoent...
29/10/2025

Jeux Olympiques de la Robotique any Panama @ izao fotoana izao! Misolo Tena ary mitondra avo ny firenena izy ireo! Hoento miakatra mihitsy!
Aza adino ary ny tantelintsika, ny tantelinao, ny tantelinareo.
Tsy miova ny vidiny fa makà!!

23/09/2025
Soava tsarà ☀️Mirary erinandro malefaka sy mamy! Fisaorana foana ho anareo mpanjifa tsy mahafoy 🍯🙏🏽
08/09/2025

Soava tsarà ☀️
Mirary erinandro malefaka sy mamy!
Fisaorana foana ho anareo mpanjifa tsy mahafoy 🍯🙏🏽

Sainte Famille Mahamasina, stand 39. Miaraka Ferme de Laniera i Andasibee hatramin’ny alahady ho avy izao. Vokatra avy @...
15/08/2025

Sainte Famille Mahamasina, stand 39. Miaraka Ferme de Laniera i Andasibee hatramin’ny alahady ho avy izao. Vokatra avy @ ronono 🥛: Yaourt karazany maro @ ilay « I Like it, I Love it » ny azy ary ny Tantely « real, pure porc » no antsika. Tongava mividy ary! Any mihaona..

📢 Aiza daholo ireo mpaka/mpividy tantely fa matoritory!Tantely ala kininina na eucalyptus avy any antsinana: Andasibe i ...
11/08/2025

📢 Aiza daholo ireo mpaka/mpividy tantely fa matoritory!

Tantely ala kininina na eucalyptus avy any antsinana: Andasibe i Andasibee.

Tsy mandeha mihitsy izy ato fa mila mividy @ izay! Te hietsika koa fa manjifà ianareo..
Aiza daholo i … sy … sns… fa tsy hita intsony!
Anaterana ra izay no mampanahy!
Sa nahita tsirony vaovao any an-kafa, humm?
Afa-po?

Ny antsika efa mazava: tsiro tsy miova, tsy mitapoka, tena izy no mandamina!

17500 ar: 700g
10000 ar: 350g

Soava tsara ☀️
Alaivo ny tantelinao 🍯, zarao ny mamy fa ny fahasambarana mihinana aleo ho anao samy irery!

Mila tantely ianao satria: Mangatsiaka 🥶, kamo 🥱, malaina 😴, marary 🥴 , voan-sery 🤧?Ny tantelin' Andasibee dia hanampy a...
14/07/2025

Mila tantely ianao satria:
Mangatsiaka 🥶, kamo 🥱, malaina 😴, marary 🥴 , voan-sery 🤧?
Ny tantelin' Andasibee dia hanampy anao amin'ny hery fiarovana andavanandro amin'izao ririnina izao 💪🏽!

Tsy mifidy taona ny fihinanana azy.
Na zazakely ianao 👶🏽na efa dadabe 👴🏽, hividiano madama👩🏽 sy ramose 👨🏽‍🦳.
Asio minotsika rehefa mihinana Andasibee 💃🏽🕺🏽!

Eo ary hoe 🐝🍯:
- ar10 000 ny 350g
- ar17 500 ny 700g
Tsy misy litatra, tsy mitapoka, tsy maintsy tianao ary ho tamàna ianao. Manasa anao ✅

Mirary tontolo andro mamy 🌞

11/07/2025

A concerning situation, but you can do something about it. Check out some actions below.

Studies show that in some regions, insect biomass has declined by over 75% in just the past 30 years. One of the most cited studies, from Germany (2017), tracked flying insect populations in protected areas and found a staggering 76% drop in mass since 1989. Follow-up research suggests similar patterns globally, not just for bees, but for butterflies, beetles, moths, and countless other species.

Scientists are calling it an “insect apocalypse” - a quiet collapse driven by habitat loss, pesticides (especially neonicotinoids), climate change, and light pollution. And while it may be quiet, the consequences are anything but.

What You Can Do

1. Plant native species
Native wildflowers, shrubs, and trees provide food and shelter for local insects. Aim for a variety of plants that bloom from spring to fall - especially those that support pollinators and caterpillars (which feed birds).

2. Go pesticide-free
Ditch the bug sprays, herbicides, and chemical fertilizers. They disrupt entire insect populations - not just the pests. Even organic products can be harmful in excess, so prioritize natural ecosystems over manicured control.

3. Rewild your space
Leave the leaves. Let some grass grow long. keep a pile of wood. Messy corners provide vital nesting, hibernating, and feeding grounds for countless insects.

4. Turn off the lights
Light pollution disorients nocturnal insects like moths, which are crucial pollinators too. Use motion sensors, switch to warm-colored LEDs, or go dark at night where possible.

5. Support regenerative agriculture
Choose food from farms that avoid synthetic chemicals and prioritize biodiversity. Support farmers’ markets, CSAs, or brands that invest in healthy soil and habitat.

6. Say no to the green desert
Lawns are ecological dead zones. If you can, replace parts of your lawn with wildflower patches, clover, native grasses, or even veggie beds.

7. Advocate for policy change
Support bans on harmful pesticides like neonicotinoids, funding for conservation programs, and urban green initiatives. Insects need legal protection too.

8. Educate and inspire others
Share what you learn. Invite friends to plant pollinator gardens. Support citizen science projects like butterfly or bee counts. Awareness spreads hope.

Manao fety ny tantely! Maka mamy, maka tsirony, maka fafiny…maka Andasibee ☀️
21/06/2025

Manao fety ny tantely!
Maka mamy, maka tsirony, maka fafiny…maka Andasibee ☀️

(via Tim Lihoreau and Classic FM's More Music Breakfast)

03/06/2025

Address

Andasibe
514

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andasibee posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share