14/10/2024
Ela bé tsy nanao pub 😅! Efa afaka miasa amin'izay izao dia sac tsara bé ny anohizantsika ny dia😊.
Efa mahalala ianareo efa naka entana taty amiko fa ny tsara sy azo antoka hatrany ny atolotro anareo an!
Prix eo ambany sary tsirairay!