MML Import-export

MML Import-export Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MML Import-export, Apparel & Clothing, Anosizato.

30/03/2026

Hisy surprise ato ho ato fa araho tsy tapaka ny pejy🤩

30/03/2026

Tenez vous prêts😊MML est de retour

14/08/2024

➡️Allô allô 🥳 MML(Malagasy Miray Loha )Dia faly manasa antsika rehetra😊
➡️TERRAIN "MML" FAMPIADINA AKOHO VAOVAO🐓🐓🐓🐓🐓🐓
Ambohidava (Anosizato andrefana , makany Ambanimaso , manaraka ny làlana soavina Dia eo amin'ny Polisy mivily miankavanana makany @ fangalana Fasika taloha)
➡️Misokatra amin'ny fomba ofisialy ny Sabotsy 17 Aogositra 2024 @ 9ora maraina
➡️Loka maro surprise no ho zaraina (meilleur chrono, meilleur prix, meilleur coq)
➡️Combat voalohany tsy mandoa hofana terrain fa mandray vola avy hatrany Zay mpandresy🐓🐓🐓
➡️Parking assuré moto sy fiara mifefy tsara sy azo antoka no Sady mirary
➡️Misy sakafo (vary sy laoka)sy tsakitsaky isan karazany Ary Zava pisotro amin'ny vidiny Mirary fa tsy Mila misahirana ah👍
➡️➡️Tongava maro ary dia ento ny akoho fa na mibika fotsiny Ary d ef mahazo loka an
➡️Infoline : 034 36 671 27 na mp
🐓🐓🐓🐓🐓🐓🐓🐓🐓🐓🐓

Tonga ndray ny fromage Cheddar KRAFT de Maurice Date d'exp. 2025Afaka aterinay ah👍Aza tara Ary 🙏Mp na 0340155579
19/07/2024

Tonga ndray ny fromage Cheddar KRAFT de Maurice
Date d'exp. 2025
Afaka aterinay ah👍
Aza tara Ary 🙏
Mp na 0340155579

"MALAGASY MIRAY LOHA"➡️POIDS disponible MAURICE - MADA ce samedi 08 Juin 2024 ➡️Tee shirt vrai coton 180g spécifié et ét...
04/06/2024

"MALAGASY MIRAY LOHA"
➡️POIDS disponible MAURICE - MADA ce samedi 08 Juin 2024
➡️Tee shirt vrai coton 180g spécifié et étiquetté (mml)
➡️Casquette qualité tena top
Efa azo jifaina avy hatrany
✍️Mp ou appelez : 54818375
0340155579
0346012767

Tsy adino ny arendrina 🥰🎊 A partir 100rs Dispo de suite demain vallée pitot na miditra mp
30/05/2024

Tsy adino ny arendrina 🥰🎊
A partir 100rs
Dispo de suite demain vallée pitot na miditra mp

Salama ohh ☺️Ireto indray ny t-shirt sy casquette tsika am’zao ankatokin’ny hasaramanitra zao anh 😍😍 Qualité amlay tsara...
30/05/2024

Salama ohh ☺️
Ireto indray ny t-shirt sy casquette tsika am’zao ankatokin’ny hasaramanitra zao anh 😍😍
Qualité amlay tsara fona ❤️ misy taille izay ilaina


Tshirt 400rs
Casquette 250 rs
Dispo de suite demain Vallée pitot

Salama oh 😊😊🎉🎉Arrivage authentique ndray aloha oh👌👌Sady class 👍👠👟👞🥾 Qualité amle mafy tsara💪Miavaka 🤩🤩Sady marque 👠Prix ...
16/04/2024

Salama oh 😊😊🎉🎉
Arrivage authentique ndray aloha oh👌👌
Sady class 👍👠👟👞🥾
Qualité amle mafy tsara💪
Miavaka 🤩🤩Sady marque 👠
Prix cadeau 🎀🎀🎀
Dispo de suite 👌👌
MP ar ny commande sao tara an🎁
Manao livraison partout 🙏

Salama ooh! 😊✈️✈️✈️✈️Poids dispo Maurice - Mada le 09/04/24EF mandray entana, dossier, sns sns Contact: +230 54 81 83 75...
06/04/2024

Salama ooh! 😊
✈️✈️✈️✈️
Poids dispo Maurice - Mada le 09/04/24
EF mandray entana, dossier, sns sns
Contact: +230 54 81 83 75
+261 34 01 555 79 (WhatsApp)
Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana 🙏🙏

Address

Anosizato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MML Import-export posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share