Métal ouvrages métallique

Métal ouvrages métallique fyfy

09/10/2025

VAKIO KA ZARAO 🙏
APETRAHO EO AN-TRATRANAO NY TANANAO ARY AVERENO MANGINA ITY VAVAKA ITY...

Ry Jesosy Kristy Tompo ô, fantatro fa tsy misy tsy hainao atao ary ho an'izay mino ny anaranao dia azo atao ny zava-drehetra.

Mangataka mba ho afaka amin’ny fahotako.

ENGA ANIE MBA:

- Tsy hahita ahy intsony ny fahavaloko, satria manarona ahy ny ranao.

- Tsy halahelo intsony.

- Manomboka izao dia tsy handatsa-dranomaso na oviana na oviana amin’ny masoko intsony, satria efa nohamainin’i Kristy.

- Tsy ho lasa tsy an'asa intsony.

- Ho tapitra hatreo ny tsy fanana anaka sy ny tsy fahitana vady.

- Ho lohany mandrakariva fa tsy ho rambony.

- Hampisambotra olona maro, fa tsy hisambotra na oviana na oviana.

- Tsy harary intsony.

- Hisokatra manomboka izao ny varavaran'ny fitahiana rehetra izay nihidy teo amin'ny fiainako.

- Ho afaka amin'ny fatoran'ny satana rehetra izay nanakana ny fiainako.

AMIN’NY ANARAN’I JESOSY KRISTY.

AMEN

HO TAHINA ANIE ISIKA REHETRA AMIN'NY ANARAN'I JESOSY KRISTY.

- Raha tonga aminao ity vavaka ity ka zarainao amin’ny hafa dia *izay no atao hoe fitoriana ny filazantsara!* 👏

26/09/2025
10/09/2025
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Arni Sarobidy, Andrianantenaina Setra Nirina
10/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Arni Sarobidy, Andrianantenaina Setra Nirina

Address

Ivato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Métal ouvrages métallique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share