21/08/2025
Waouh 🤩🥰😍 1an déjà, eny taona ray sahady kay zay no nisokafan'ny salon 🥹, mande ny fotoana, heritaona nahitana zavatra be dia be, ny soa sy ny ratsy nifangaro tao 😊 dia mafimafy kely fa afaka nihoarana ihany.
Isaorako Azy Andriamanitra 🙏❤️ sy ireo mpanohana hatrany 😘 tsy adino ihany koa isika nanjifa rehetra hatramin'izay ka hatramin'izao 🥰 mamikely ianareo 🥰 Merci
Asiantsika promotion kely -30% ndray amin'ity anio ity ary 😊
Tongava misitraka izany aty amin'ny salon (Nanisana) ary fa ho raisina tsara toy ny mahazatra ianao 🥰
Misokatra hatramin'ny 14h00 ny salon an
Code promo : HBDMN