08/07/2026
Bonjour ! Alefa ny adi-hevitra ! Inona no atao ntsika amin'ny livraison amin'ireo toerana tsy azo handehany bicyclette ? Mankasitraka foana
🔴 🚴 LALANA TSY AZO ANDEHANAN'NY BISIKILETA
Nilaza ireo mpampiasa bisikileta, livreur, fa voasakana ary tsy mahazo miditra Anosy, Mahamasina, Befelatanana, ambatonakanga, fort voyron, antaninarenina, amparibe, ambohidahy, antananimbarinandriana, raha ny nambaran'izy ireo.
👉 Andrasana ny fanazavana omen'ny tompon'andraikitra mikasika ity. Aza miala lavitra amin'ny TOP RADIO
©️ Top radio 102.8 fm