03/06/2026
Efa ela ihany izay nitsiriritako an'izao hoe hanjaitra rehefa ririnina 🤣
Telo taona ihany izay fa e e e e🥺
Isaky ny hiditra ny ririnina dia mijery Pinterest 🤣
Mameno mémoire fotsiny fa tsy mbola nisy vita e🤣