Jo-Lie Créa

Jo-Lie Créa « La mode passe, Le style reste »

💙Miarahaba antsika rehetra tratry ny Hasaramanitra 🎉🎈🎉💙Mirary firaisankina, fandriampahalemana ary fandrosoana ho an’ny ...
26/06/2026

💙Miarahaba antsika rehetra tratry ny Hasaramanitra 🎉🎈🎉
💙Mirary firaisankina, fandriampahalemana ary fandrosoana ho an’ny firenentsika🥰😍
💙Jolie kely foana ny asa-tanana vita Malagasy😍

💙Tamin'ity volana Jona ity dia ity robe la belle kely ity daholo ny commande-nareo😍💙 Déguisement izy ity fa anefa afaka ...
16/06/2026

💙Tamin'ity volana Jona ity dia ity robe la belle kely ity daholo ny commande-nareo😍
💙 Déguisement izy ity fa anefa afaka hanaovana foana😍
💙Jolie jolie kely foana😍🥰❤️

💙Jereonareo anie ny princesse kely e!😲😍💙Tena oe waouh🥰❤️💙Jolie jolie😍
13/05/2026

💙Jereonareo anie ny princesse kely e!😲😍
💙Tena oe waouh🥰❤️
💙Jolie jolie😍

Simple kely ity commande iray ity fa jolie kely foana na izany arany😍❤️Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetr...
11/05/2026

Simple kely ity commande iray ity fa jolie kely foana na izany arany😍❤️

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra🥰

🔹Simple kely oa ity robe ity nefa jolie kely😍🥰🔹Afaka miditra mp mivantana izay liana🔹Sur commande et sur mesure
27/04/2026

🔹Simple kely oa ity robe ity nefa jolie kely😍🥰

🔹Afaka miditra mp mivantana izay liana
🔹Sur commande et sur mesure

Coucou daholo!👋Iza no tianareo?1-Tsotra2-Midoroboka❤️Sady mirary herinandro mahafinaritra ho antsika ihany😍
27/04/2026

Coucou daholo!👋
Iza no tianareo?
1-Tsotra
2-Midoroboka

❤️Sady mirary herinandro mahafinaritra ho antsika ihany😍

💙Ity indray ho antsika ilay tia an'ilay somary midoroboka kely ohatran'ny princesse❤️💙Gasigasy hatrany😍💙jolie jolie foan...
24/04/2026

💙Ity indray ho antsika ilay tia an'ilay somary midoroboka kely ohatran'ny princesse❤️
💙Gasigasy hatrany😍
💙jolie jolie foana🥰
💙Sur commande, sur mesure👌

💙Mamy kely oa ireo couple ireto😍😍😍💙Tsy hay ny tsy hizara ny asa vita ho antsika mpanaraka ny page fa tena jolie jolie fo...
24/04/2026

💙Mamy kely oa ireo couple ireto😍😍😍
💙Tsy hay ny tsy hizara ny asa vita ho antsika mpanaraka ny page fa tena jolie jolie foana🥰
💙Mankasitraka azy roa kely nametraka fitokisana🙏🙏🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jo-Lie Créa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share