Tia Mode

Tia Mode Votre satisfaction est notre prioriter
Contactez nous pour vos hauts,robes,pants et divers articles🥰

❗ PROMOTION ❗ ❌45000ar 😱😱 au lieu de 55000ar🦋 Converse run Star plateforme 🦋Pt :36-37-38-39Couleur : blanc, grenat, gris...
25/03/2025

❗ PROMOTION ❗
❌45000ar 😱😱 au lieu de 55000ar
🦋 Converse run Star plateforme 🦋
Pt :36-37-38-39
Couleur : blanc, grenat, gris, bleu nuit, noir
Midira mp raha hicommande ☺️

💥Ry manja isany ooo!!!!! 😱🔥 Araraoty fa mandalo ny tsara sy mora🔥👉Gourde Thermos GM (900ml), mety foana na mafana na man...
23/03/2025

💥Ry manja isany ooo!!!!! 😱
🔥 Araraoty fa mandalo ny tsara sy mora🔥

👉Gourde Thermos GM (900ml), mety foana na mafana na mangatsiaka! 💧❄️☕

✨ Gourde mamikely sy manja beuhh
⏳ Mora oentina kely
💯 Inoxydable ny ao anatiny
🚀 Mety oentina tsara raha hanao sport, hiasa na hianatra ☺️
❤️ Coul dispo blanc, rose, bleu, vert
👀 Prix 35000 ar fotsiny

📍 Vitsivitsy ihany ny stock! Aza tara manao commande amin'ny mp.
Mandalo ny MORA sy TSARA.

📩 Mp confirmation livraison

22/03/2025

Efa ela ela no tsy nihaona teto an!🎉

Manomna zavatra hafa sy tsara ho anareo foana e!

Miarahaba antsika rehetra! 😊 Efa elaela izay no tsy nisy vaovao teto amin’ny pejy, fa ankehitriny dia miverina indray izahay hanolotra anao zavatra hafa mihitsy mahaliana anareo!

Misaotra ireo rehetra mbola manaraka sy manohana hatrany. Aza misalasala miresaka sy mizara hevitra aminay!

@ iny herinandro Dia efa misy vaovao be!

Manantena fifanakalozana sy fiaraha-miasa tsara aminareo rehetra izahay.


Coucouuu❤Promotion kely ary eh🥰Mividy article roa de mahazo headband cadeau avy aty aminay🥳N'inona n'inona article na ha...
09/09/2024

Coucouuu❤
Promotion kely ary eh🥰
Mividy article roa de mahazo headband cadeau avy aty aminay🥳
N'inona n'inona article na haut na robe na bandeau ihany ary fa rehefa article roa ftsn🤭
Promo hatram samedi ihany fa araraoty🫶🏻
Mp si interesser‼

Feno dispo bdb indray atoo ohh ao am commentaire ao daholo🤭
05/09/2024

Feno dispo bdb indray atoo ohh ao am commentaire ao daholo🤭

Dispo🩷🩷
05/09/2024

Dispo🩷🩷

Crop polo❤❤Taille xs,s,sm,m,ml ✨Mp direct si intéresser 🤗Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
13/08/2024

Crop polo❤❤
Taille xs,s,sm,m,ml ✨
Mp direct si intéresser 🤗
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Bandeau stylé en promo❤Ireo amsary ireo couleurs dispo✨Mp direct si intéresser 🤗Stock très limiter 🤭Livraison partout à ...
08/08/2024

Bandeau stylé en promo❤
Ireo amsary ireo couleurs dispo✨
Mp direct si intéresser 🤗
Stock très limiter 🤭
Livraison partout à Madagascar🇲🇬

Jumpsuit flare❤Afaka mirealiser izay modèle rehetra tinareo ihany koa🥰Taille xs,s,sm,m,ml ✨Livraison partout à Madagasca...
06/08/2024

Jumpsuit flare❤
Afaka mirealiser izay modèle rehetra tinareo ihany koa🥰
Taille xs,s,sm,m,ml ✨
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Robe maxi disponible 🥰❤Afaka manao modèle izay tinareo🤗Taille xs,s,sm,m,ml ✨Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
06/08/2024

Robe maxi disponible 🥰❤
Afaka manao modèle izay tinareo🤗
Taille xs,s,sm,m,ml ✨
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Ensemble 3 pièces ou bien 2 pièces (haut et short) disponible ❤❤Taille xs,s,sm,m,ml ✨Misy couleurs🥰Livraison partout à M...
06/08/2024

Ensemble 3 pièces ou bien 2 pièces (haut et short) disponible ❤❤
Taille xs,s,sm,m,ml ✨
Misy couleurs🥰
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Ensemble short mihaja be❤Misy couleurs 🥰Taille xs,s,sm,m,ml ✨Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
06/08/2024

Ensemble short mihaja be❤
Misy couleurs 🥰
Taille xs,s,sm,m,ml ✨
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Address

Antananarivo

Telephone

+261341458778

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share