Manja Label

Manja Label Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manja Label, Clothing Store, Antananarivo.

✨ FORTI-POUSSE ✨Ndao hanalava volo miaraka aminay🙂Tapitra hatreo ny volo tsy maniry, mihintsana sy simban’ny loko ary fe...
19/03/2026

✨ FORTI-POUSSE ✨
Ndao hanalava volo miaraka aminay🙂
Tapitra hatreo ny volo tsy maniry, mihintsana sy simban’ny loko ary fer.
Vokany volo lava ary matevina sy salama.
Akora natoraly 100% 🌿
Mp haingana les Manja 🥰

🌿 FORTI-POUSSE 🌿Ity ny solution ho an’izay maniry hanana volo lava sy matevina.👩‍🦰 Manampy ny volo hitsiry haingana,+2 c...
07/03/2026

🌿 FORTI-POUSSE 🌿
Ity ny solution ho an’izay maniry hanana volo lava sy matevina.👩‍🦰
Manampy ny volo hitsiry haingana,+2 cm mihoatra noho ny fitomboan’ny volo mahazatra. (Garantie 100%)

✨ Mampitsiry volo haingana, na amin’ny faritra somary sola aza
✨ Mampitsahatra ny fihintsanan’ny volo
✨ Manamafy ny fakàn-volo ary manome volo matevina sy salama
✨ Vita amin’ny akora voajanahary 100%

🌿 Akora ampiasaina: Romarin • Gingembre • Oignon • Girofle • Moringa • Vitamine E
( 100ml)

Coucou les filles 😍Haut stylé , body suite, corset manja kely Marque Zara, shein, wild fable...sns 15.000ar daoly ‼️
16/01/2025

Coucou les filles 😍
Haut stylé , body suite, corset manja kely
Marque Zara, shein, wild fable...sns
15.000ar daoly ‼️

Ensemble disponible en plusieurs couleurs 😍robe Près du corps 😍🛍️sur commande 🥰Lieu : Tana Livraison partout à Madagasca...
31/05/2024

Ensemble disponible en plusieurs couleurs 😍
robe Près du corps 😍🛍️
sur commande 🥰
Lieu : Tana
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
contact: 0347061279

Sacs stylé en plusieurs couleurs 😍Dispo et sur commande 🌸Lieu : Tana Livraison partout à Madagascar 🇲🇬contact: 034706127...
23/05/2024

Sacs stylé en plusieurs couleurs 😍
Dispo et sur commande 🌸
Lieu : Tana
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
contact: 0347061279 ou mp

jumpsuit 🌸Dispo Sur commande 🌸Taille XS S M L XL🌸Livraison sur Tana et en provinceContact : 0347061279
21/05/2024

jumpsuit
🌸Dispo Sur commande
🌸Taille XS S M L XL
🌸Livraison sur Tana et en province
Contact : 0347061279

Robe près du corps Disponible sur commande 🌸Taille XS S M L XL🌸 Livraison sur Tana et en province
21/05/2024

Robe près du corps
Disponible sur commande
🌸Taille XS S M L XL
🌸 Livraison sur Tana et en province

22/09/2021

salama! tompoko tonga soa eto amin'ny pejy 🦋 Aura mode ✨ Mlg✨🦋
izahay dia manao vente en ligne resaka akanjo
sur commande avokoa ny sary avokanay anareo ! ka raha misy mahaliana dia tongava mandefa hafatra miafina

- [x] GONDITIONS  GENERALES  DES VENTES- [x] ireto avy ny condition raha misy article mahaliana antsika:- [x] - Alohany ...
29/05/2021

- [x] GONDITIONS GENERALES DES VENTES
- [x] ireto avy ny condition raha misy article mahaliana antsika:

- [x] - Alohany i confirmena ilay commande dia tsara raha alefa ny 50% ny atsasany vidiny ilay commande tsika mba hisoroana ny tsy fahamatorana , ny ambiny kosa na efa anatitra any ilay lamba ary vao omena tsy maninona☺️

- [x] Ny livraison dia ny farany faharetany 5 jour ny ela indrindra rehefa vita tsara ny confirmation any ilay commande


- [x] Ny any amin'ny provinces kosa tsara raha règlena daoly ny rehetra alohany andefasana ilay colis 📦 any amin'ny faritra. (Payable par Mvola ou Orange money)

- [x] Ny commande lasa ny antsasany vidiny tsy afaka averina intsony✖️✖️

- [x] Ny mamerina lamba efa vita tsy afaka averina sauf misy defaut taminy nanamboarana azy

- [x] Diso ny taille anao tsy ekena ny famerenana ny lamba , mila confirmena tsara ny taille alohany anaovanay ny commande ☺️

- [x] Ny frais de livraison dia à partir ny 3000ar à 5000 ar saran’ny livraison arakaraky ny toerana misy azy
- [x] Ny momba ny fanaterana any amin’ny faritany anefa dia amin’ny alalan’ny kaoperativa mpitatitra na Service Rapid, arakaraky ny faritany resahina. Vokatr'izany, ny sarany rehetra mipoitra amin'izany dia ho andraikitry ny mpanoratra ny baiko
- [x] (Exemple: le dépôt à la gare routière par le livreur et le frais d’envoi du colis avec mention P.A)

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manja Label posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category