20/07/2026
🎉 Rendez vos événements encore plus mémorables avec des créations 100 % personnalisées ! 🎉
🍭 Sucettes personnalisées
🍫 Étiquettes personnalisées
🎂 Cake toppers
🍬 Bonbonnières
🍡 Et bien d'autres créations selon vos envies !
🥰 Omena fahafaham-po ianareo rehetra, indrindra fa ny kilonga, mba hahatonga ny lanonana ho feno hafaliana sy tsiky.
🎨 Sary tianareo, loko tianareo, soratra tianareo... ataonay araka izay irinareo avokoa! Na anniversaire, baptême, mariage, baby shower, na hetsika hafa, vonona izahay hanatanteraka ny hevitrao.
📩 Aza misalasala mifandray aminay raha mila fanazavana na hanao commande. Ataovy miavaka ny lanonanao miaraka amin'ny haingo sy fanomezana manokana!
✂️
🖐✍️