Mahatehotia Créa

Mahatehotia Créa Nous vous proposons plusieurs décorations personnalisées pour votre gâteau d'anniversaire ou autres

Ho anao izay mitady DÉCORATIONS GÂTEAUX PERSONNALISÉES na koa " CAKE TOPPER  " hoan'ny évènements rehetra : anniversaire...
15/03/2026

Ho anao izay mitady DÉCORATIONS GÂTEAUX PERSONNALISÉES na koa " CAKE TOPPER " hoan'ny évènements rehetra : anniversaire, baptême, mariage, communion, etc., 🎉

Afaka manantanteraka izany izahay ato Mahatehotia Créa 🙂

Aza misalala mandefa ny modèle na ny thème tadiavinao ao amin'ny MP na hiantso ny 034 14 673 01.

Mirary soa hatrany.







Faly miarahaba antsika rehetra indray 🙂🎉 Izahay ato Mahatehotia Créa dia miezaka hatrany manome fahafaham-po ho antsika ...
16/02/2026

Faly miarahaba antsika rehetra indray 🙂

🎉 Izahay ato Mahatehotia Créa dia miezaka hatrany manome fahafaham-po ho antsika momba ny " Décorations gâteaux personnalisées " hoan'ny évènements rehetra : anniversaire, baptême, mariage, communion,.. 🥳🎉

Afaka alefanao aminay ny modèle tadiavinao, afaka manome proposition ihany koa izahay.

Manasa antsika andefa MP na hiantso ny laharana 034 14 673 01.

Mankasitraka 🙂









Miarahaba antsika rehetra 🙂 ♥️ PROMOTION SPECIALE SAINT-VALENTIN ♥️  " Prénom & prénom " toa ny sary ao ambany, hoan'ny ...
10/02/2026

Miarahaba antsika rehetra 🙂

♥️ PROMOTION SPECIALE SAINT-VALENTIN ♥️
" Prénom & prénom " toa ny sary ao ambany, hoan'ny mpifankatia dia 12 000 Ar monja ♥️

Tahakin'ny mahazatra, ny dia afaka manao décorations personnalisées (Cake Topper) ny gâteaux d'anniversaire, Saint-valentin, mariage, baptême, communion, baby shower, sy ireo fety maro isan-karazany 🥳🎉

Afaka alefanareo MP ny modèle tadiavinareo ary afaka manome proposition ihany koa izahay.
Aza misalasala mandefa MP na hiantso ny laharana 034 11 571 20.

Mankasitraka tompoko 🙂



saint_valentin







Miarahaba antsika rehetra, arahabaina nahatratra ny taona vaovao 🙂Izahay ato Mahatehotia Créa   dia afaka mi-personnalis...
12/01/2026

Miarahaba antsika rehetra, arahabaina nahatratra ny taona vaovao 🙂

Izahay ato Mahatehotia Créa dia afaka mi-personnaliser ny décorations gâteaux (Cake Topper) hoan'ny événements rehetra : Anniversaire, Communion, Baptême, Baby shower, fêtes,.. 🥳

Manasa antsika rehetra andefa MP na hiantso ny 034 11 571 20 avy hatrany raha misy fanontaniana na anao commande. Mankasitraka 🙂



Salama oh 😊Iza ilay mitady Cake Topper Personnalisé?Izahay ato amin'ny Mahatehotia Créa dia afaka manantanteraka izany 🥰...
15/12/2025

Salama oh 😊

Iza ilay mitady Cake Topper Personnalisé?

Izahay ato amin'ny Mahatehotia Créa dia afaka manantanteraka izany 🥰

Ireo ny modèle anisany efa vitanay tompoko ka raha misy mety aminareo dia afaka manantona anay avy hatrany 😊

Marihana fa photo réelle daholy ireo tompoko.
Ny prix araka voalazanay foana oe arakarak'ilay modèle anao tompoko ka ny tena mety dia miresaka any amin'ny "Message privé" na miantso mivantana 🥰😊

Contact : 038 43 561 95

Salama oh 😊Malaza indray izao ny cake topper " K-pop Demon Hunters" sy ny " Stitch".Efa betsaka ny modèle efa vitanay to...
08/12/2025

Salama oh 😊

Malaza indray izao ny cake topper " K-pop Demon Hunters" sy ny " Stitch".

Efa betsaka ny modèle efa vitanay tompoko raha mbola tsy manana idée nareo momban'izany 🥰

Raha toa ka manana modèle anareo manokana kosa dia afaka ataonay ihany koa 😊

Ny tanjonay ato amin'ny Mahatehotia Créa dia ny ho afa-po foana ianareo ka manasa anareo hiditra ao amin'ny "Message privé" avy hatrany na miantso mivantana tompoko 😊

❤️

Contact : 038 43 561 95

Salama oh 🙂Izahay ato Mahatehotia Créa dia afaka manao "Cake Topper" ho anareo izay liana na mitady izany 😊Afaka manao i...
01/12/2025

Salama oh 🙂

Izahay ato Mahatehotia Créa dia afaka manao "Cake Topper" ho anareo izay liana na mitady izany 😊

Afaka manao izay thème ilainareo izahay 🥰

Ireo izao dia anisan'ny santionany t@asa vita tompoko ka raha misy mety aminareo dia afaka manantona anay avy hatrany na miantso mivantana ihany koa.

Marihana fa photo réelle daholy ireo tompoko ary samy manana ny prix any avokoa 😊

Betsaka no efa nandalo tato aminay ka afa-po fa miandry anareo sisa izahay oh 🥰❤️

Contact : 038 43 561 95

Salama oh 😊Mitady Cake Topper ve ianao? Aza mitady alavitra intsony fa izahay ato Mahatehotia Créa dia afaka manantanter...
24/11/2025

Salama oh 😊

Mitady Cake Topper ve ianao?

Aza mitady alavitra intsony fa izahay ato Mahatehotia Créa dia afaka manantanteraka izany 🥰

Santionany ihany ireo sary ireo tompoko fa efa feno modèle ato@page raha hijery hafa ianao 😊

Ka raha misy mahaliana anareo na manana modèle hafa dia aza misalasala foana manantona anay na miantso mivantana avy hatrany.

Ny prix tompoko dia arakarak'ilay modèle ka manasa anao hiditra ao @"Message Privé" raha misy mety aminao 😊❤️

Contact : 038 43 561 95

Salama oh 😊Mitady Cake Topper personnalisé ve ianao?Izahay ato Mahatehotia Créa dia afaka manantanteraka izany 🥰Betsaka ...
15/11/2025

Salama oh 😊

Mitady Cake Topper personnalisé ve ianao?

Izahay ato Mahatehotia Créa dia afaka manantanteraka izany 🥰

Betsaka ny modèle efa nataonay fa ireo dia santionany fotsiny ka raha misy mahaliana anareo dia afaka manantona anay na miantso mivantana avy hatrany tompoko 😊

Betsaka no efa afa-po t@asa vita fa nareo sisa no endrasana 😊❤️

Contact : 038 43 561 95

Salama oh 🙂Izahay ato Mahatehotia Créa dia afaka manao Cake Topper personnalisé ho anareo 🥰Ireo no anisan'ny modèle efa ...
08/11/2025

Salama oh 🙂

Izahay ato Mahatehotia Créa dia afaka manao Cake Topper personnalisé ho anareo 🥰

Ireo no anisan'ny modèle efa vitanay tompoko ka raha misy mahaliana anareo dia afaka tonga dia manantona anay avy hatrany 🙂

Ny mahafapo anareo foana ny tanjonay ka nareo sisa no endrasana oh 🥰

Contact : 038 43 561 95

Salama oh 😊Ela ela tsy hita kely fa mandray commande foana anefa izahay 😊Ireto indray ary ny asa - tananay ho anareo iza...
29/10/2025

Salama oh 😊

Ela ela tsy hita kely fa mandray commande foana anefa izahay 😊

Ireto indray ary ny asa - tananay ho anareo izay liana amin'ny Cake Topper personnalisé 🥰

Raha misy modèle mety aminareo dia afaka tonga dia manantona anay avy hatrany tompoko.

Nareo sisa no endrasana oh 😉

Contact : 038 43 561 95 / 034 14 673 01

Salama oh 😊Ela ela tsy hita dia tonga indray izahay hizara aminareo ny asa - tananay 🥰Mandray commande foana izahay raha...
08/09/2025

Salama oh 😊

Ela ela tsy hita dia tonga indray izahay hizara aminareo ny asa - tananay 🥰

Mandray commande foana izahay raha misy mahaliana anareo amin'ilay modèle na koa hoe manana modèle hafa 😊

Betsaka no efa afa-po t@asa vita fa nareo sisa no endrasana oh 🥰

Contact : 038 43 561 95 / 034 14 673 01

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261384356195

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahatehotia Créa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share